Mois : avril 2023

Judo – Championnat de Madagascar: l’AS Saint-Michel devance l’Esca

Le nombre de médailles d’Or gagnées au Championnat de Madagascar, reflète le niveau de chaque club engagé. Dans ce registre, l’AS Saint-Michel devance l’Esca. L’Esca judo a dominé la catégorie reine du judo durant le Championnat national, la semaine passée au gymnase d’Ankorondrano. Cinq combattants séniors du club ont raflé […]

Rugby – Sevens Challenger Series 2023: les Makis Ladies 7s débutent par la Mexique

Les Makis Ladies 7s entament la phase de groupe du Sevens Challenger Series 2023 demain. Deux rencontres sont au programme des protégées du sélectionneur national, Haja Mamy An­dria­maro, lors de cette journée. Les Makis Ladies 7s démarrent leur campagne contre l’équipe mexicaine au Markotter Stadium Stellen­bosch. Elles retrouveront la même […]

Barea U20 : andrasana ny anaran’ireo mpilalao voafantina

Nifarana ny sabotsy 15 avrily lasa teo, teny amin’ny ivontoeram-piofanana eny Carion Manjakandriana, ny fifantenana voalohany ireo mpilalao handrafitra ny Barea de Madagascar, sokajy U20. Andrasana, araka izany, ny anaran’ireo mpilalao men­drika ho voatazona. Hango­traka ny ady toerana eo amin’ ireo mpilalao satria samy sangany avokoa ireo niatrika izany. Raha […]

“Orange Pro League”: tafita amin’ny « Play off » ny AS Fanalamanga

Ankaotra ireo ekipa efatra, toa ny Fosa Junior, Cosfa, El­geco, CFFA, tafita hiatrika ny “Play off” amin’ny fifaninanam-pirenena “Orange Pro League” (OPL), taranja bao­lina kitra, ihany koa ny AS Fanalamanga. Araka izany, miisa dimy ireo ekipa tafita amin’ity dingana manaraka ity hatramin’izao. Tsiahivina fa nanao ady sahala tamin’ny Uscafoot izy […]