Ny faran’ny herinandro teo, namoaka ny tetiandro hivoahan’ny vatsim-pianarana mandritra ny 5 volana sy ny fampitaovana ho an’ny taom-pianarana 2022-2023 ny minisiteran’ny Fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa. Samy manana ny tetiandro hamoahana izany ny oniversite rehetra toy ny eto Antananarivo, Toamasina, Toliara, Mahajanga ary Atsinanana sy Fianarantsoa. Hanomboka amin’ny […]
Mois : avril 2023
Fahasalamana : mamono ao anatin’ny andro vitsy ny tazomoka tsy voatsabo
Nitondra fanazavana amin’ ny fahamailoana amin’ny aretina tazomoka ny dokotera Andritiana, avy amin’ny USAID Access sy ny Dr Raharilalao Nomenjanahary, misahana ny sampandraharaha miady amin’ ny tazomoka ary ny Dr Joss, avy ao amin’ny USAID. Mamono hainga be ny aretina tazomoka raha tara ny fitsaboana. Mila porofo amin’ny alalan’ny fitiliana […]
Laza adina CEPE : efa tonga eny amin’ny minisitera foibe
Efa tonga eo anivon’ny foiben’ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena ny santionan’ ny laza adina CEPE. Avy any amin’ny Cisco sy ny Dren hisafidianana hampiasaina amin’ ny fanadinana CEPE 2023, araka ny fanazavan’ny tale jeneralin’ny pedagojia, Andriamiakatsilavo Raoniherijaona. Manana 20 andro ny teknisianina ao amin’ny minisitera hifantenana ny laza adina farany haroso amin’ny […]
fandaharam-pibeazana eny amin’ny EPP sy CEG : notombanana ny boky 56 enti-mampianatra
Eo am-panavaozana ny fandaharam-panabeazana ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena amin’izao fotoana izao. Rehefa hirosoana ny fanatsarana, hisy koa ny fanavaozana ny boky enti-mampianatra hahazoana ny kalitao kendrena. Notombanana ny boky fampianarana 56 efa nampiasaina ampolo taona maro teny amin’ny EPP sy ny CEG teto amintsika. Boky ho an’ny taranja Kajy sy Frantsay […]
3, 2, 1 pitch! by Fihariana : mpandraharaha sivy mianadahy nahazo fitaovana sy famatsiam-bola
Taorian’ilay fotoana nifampizarana tamin’ireo tanora mpandraharaha. Niditra tamin’ny fanolorana fankasitrahana an’ireo 9 mianadahy nisongadina tamin’ny fifaninanana “3, 2, 1 pitch! by Fihariana” ny filoha Andry Rajoelina. Novatsiany fitaovana avy hatrany izy 9 mianadahy ireto. Fitaovana azo ampiasaina hampiroboroboana ny asa sy ny orinasan’izy ireo. Teo ny nahazo milina fanodinana vokatra […]




