Mois : avril 2023

Nampihorohoro tao Antsirabe : maty rotiky ny balan’ny polisy i Betraina

Nirefodrefotra ny basy nandritra ny fifampitifirana teo amin’ny polisin’ny Uir sy ny jiolahy tao Antsirabe, omaly. Maty voatifitra nandritra ity fifandonana ity ny jiolahy raindahiny fantatry ny maro amin’ny anarana hoe i Betraina. Jiolahy mpanao fanafihana mitam-piadiana efa fanta-daza sy mampihorohoro ny mponin’Antsirabe Ra­solonjatovo Hasina Nan­tenaina na i Betraina. Nahazo […]

Halatra volam-bahoaka : fito mian-dahy naiditra am-ponja

Niakatra fampanoavana, afakomaly, nidoboka am-pon­ja vonjimaika ireo mpiasa 7 eo anivon’ny Trésorerie Prin­cipale Ambalavao. Voa­sa­ringotra tamin’ny fahavere­zan’ny vola 400 tapitrisa Ar ireto mpiasa ireto. Tsy hita popoka io lelavola io ny marain’ny 17 avrily lasa teo. Tsy vaky anefa ny trano. Tsy nisy nanapitsoka ihany koa ny varavarana. Nisokatra ny […]

Herisetra feno habibiana: notondrahan-drangahy asidra ramatoa vadiny

Nokasain’ny raim-pianakaviana iray hotaperina ny aim-badiny. Notondrahany asidra ilay ramatoa. Mbola nodorany ka may ny ampahany tamin’ny vatany. Voasambotry ny zandary, afakomaly, ny raim-pianakaviana iray. Nanondraka asidra ny vadiny izy. Nisehoan’izany tao amin’ny fokontany Fiada­na­kely, kaominina Mahitsy. “Adin’ny mpivady toy ny mahazatra no niatombohan’izany”, hoy ny mpanao famotorana. “Nifamaly noho […]