Miditra amin’ny andro fahenina anio, ny fanomanantenan’ny Makis Ladies, atsy amin’ny ivotoerana teknika Stellenbosch, Afrika Atsimo. Mbola ny fanamafisana ny tanjaka ara-batana hatrany no hifantohan’izany. Araka ny fandaharam-potoana, tanterahina isaky ny tapakandro maraina izany. Miatrika fanomanana taktika sy teknika eny ambony kianja ny hariva. Ankoatra izay, misy ny fijerena lalao […]
Mois : avril 2023
Kitra- frankofonia : miray vondrona amin’i Congo ny Barea
Fantatra ny alakamisy lasa teo, ireo firenena hifanandrina amin’ny Barea de Madagascar, eo amin’ny fifanintsanana hiadian-toerana amin’ny lalaon’ny Tany miteny ampahany na manontolo ny teny frantsay (Jeux de la Francophonie 2023). Ao amin’ny vondrona “i”, miaraka amin’ ny RD Congo sy Congo Brazzaville ary i Canada ny Malagasy. Ho fiatrehana […]
“World Cup 2023”: hanoman-tena any Frantsa ny Ankoay-U 19
Hamonjy ny fampivondronana faharoa any Frantsa ny Ankoay U19, rahampitso. Tsy isan’ny delegasiona, Rakotonanahary Donovan. Afaka hiatrika ny fifaninanana “World Cup 2023” any Hongrie kosa izy. Hiainga eto Madagasikara rahampitso, hihazo an’i Frantsa ny ekipam-pirenena Ankoay U-19. Misy mpilalao ny 14, sy mpanazatra roa, ary tomponandraikitra 4 ny delegasiona. Tsy […]
Fampianarana ambony : feno 20 taona ny fikambanam-behivavy avarapianarana
Nihaona tamin’ny minisitry ny Fampianarana ambony sy ny fikarohana siantifika, Pr Assoumacou Elia Beatrice, ireo vehivavy avara-pianarana siantifika, tamin’ity herinandro ity. Namaritra ny tetikasa hoentiny hanamarihana ny faha-20 taona nijoroan’ny fikambanany izy ireo tamin’izany. Nisy ny fanazavana ny tondrozotra vaovao, hampivelarana ny fikambanana. Tanjona ny mba ho mpandray anjara feno […]
Fetin’ny Paka: hanoram-baratra isaky ny hariva
Hanoram-baratra ny faritra maro eto Madagasikara indrindra ny amin’ny ilany andrefana, Atsimo ary ny Afovoan-tany ho an’ny faran’ny herinandro. Anio, hanorana malefaka sy handrahona ny tapany maraina ho an’ny faritra Menabe, Amoron’i Mania indrindra ny vao maraina. Hahazo orana tandrifin-drahona kosa ny tolakandro any Melaky, Menabe, Atsimo Andrefana ary Androy. […]




