Mois : avril 2023

Vokatry ny fisotroana toaka : 0,5% ny zaza voan’ny aretina eto Madagasikara

Ambony ny tahan’ny zaza marary eto Madagasikara raha oharina amin’ny maneran-tany. Vokatry ny fisotroan’ny reny mitondra vohoka sy mandritra ny fampinonoana, toaka izany. Misy fiantraikany amin’ny vatany sy ny atidohany ary ny toe-piainan’ny zaza izany, raha ny nambaran’ny mpitsabo. Zaza 1 hatramin’ny 3 amin’ ny arivo ny zazakely tra­tran’ny aretina […]

Fifidianana : hampiantso fikaonandoha indray ny Ceni

Tsy mbola mifarana eo. Hiditra amin’ny dingana ma­naraka amin’ny famoriana ireo mpiantsehatra politika rehetra indray ny eo anivon’ny Ceni, ato ho ato, araka ny nambaran’ny tale kabinetran’ ity rafitra mikarakara ny fifidianana ity, Andriamifidy Jean Louis, omaly. Namba­rany fa iarahana mijery amin’izany ny fomba hanatanterahana ireo tolokevitra voaray tamin’ilay fihaonambe, […]

Famoriam-bahoaka ankalamanjana : mitaky ny hampitsaharana ny sakantsakana ny Tim

Namoaka fanambarana ny eo anivon’ny RMDM sy ny Tim ary ny avy amin’ny antoko Kintana, mano­loana ny fanambarana nataon’ny minisitry ny Atitany. Notsiahivin’izy ireo fa nomena baiko ireo solontenam-panjakana tsy hanome alalana intsony ny famoriam-bahoaka eo amin’ny politika ankalamanjana. “Manainga ny go­vernemanta izahay handray ny fepetra rehetra hampitsaha­rana ny famerana […]

Ben’ny Tanàna – Ampanihy : miantso ny filoha Rajoelina ho kandidà

Manao ranolava ny fangatahana. Nanao fanambarana ireo avy amin’ny fikambanan’ ny ben’ny Tanàna any amin’ny distrikan’Ampanihy. “Man­ga­taka ny hilatsahan’ny filoha Rajoelina Andry amin’ny fifidianana filoham-pirenena hatao amin’ity taona ity izahay”, hoy izy ireo, tamin’ity herinandro ity, tao Ampanihy. Nanterin’izy ireo fa manohana tanteraka ny filohan’ny Repo­blika izy ireo. Notanisain’ireto ben’ny […]