Hatramin’izao, mbola mahabe resaka ny sasany etsy sy eroa ny amin’ny vola enti-manatanteraka fifidianana filohan’ny Repoblika amin’ity taona ity. Mby aiza? Manazava ny filoha lefitra voalohany eo anivon’ny Ceni, Andriamalazaray Andoniaina: ”Anisan’ny adidy aman’andraikitry ny tomponandraikitra eo anivon’ny Ceni ny mitady vola enti-manatanteraka fifidianana.” Dinidinika… Gazety Taratra (*): Ahoana ny […]
Mois : avril 2023
Famoriam-bahoka ankalamanjana : manamafy ny fepetra ny minisitry ny Atitany
Hatramin’izao, mahabe adihevitra ny fanambaran’ny minisitry Atitany, i Tokely Justin, tamin’ny 31 marsa, fa tsy azo atao ny famoriam-bahoaka ankalamanjana. Na malalaka aza ny fanehoan-kevitra, tsy maintsy atao anaty efitrano ny famoriam-bahoaka. Manoloana izany, nisy ny fanambarana iombonan’ny Vondrona eoropeanina, ny masoivon’i Alemaina, i Etazonia, i Frantsa, i Japon, i […]
NBJF andiany fahefatra: tanterahina anio ny lanonam-panokafana
Tontosaina anio hariva, eny amin’ny Birdy, Galaxy Andraharo, ny fanombohana amin’ny fomba ofisialy ny “Nosy Boraha Jazz Festival” na NBJF. Hisy amin’ireo mpanakanto, handray anjara amin’ny NBJF no hanafana ity lanonana fanombohana amin’ny fomba ofisialy ity. Efa nisy ny hetsika “Jazz sur RN2”, hetsika tafiditra ao anatin’ny NBJF natao omaly, […]
Rebecca Weingartner : hizara ny fahaizany mandihy
Hotontosaina, anio, eny amin’ny Institut Français de Madagascar, IFM Analakely, ny fampisehoana dihy tarihin’i Rebecca Weingartner. Ny masoivohon’i Suisse eto Madagasikara miaraka amin’ny Compagnie Lovatiana no mikarakara ny hetsika. Hetsika tafiditra ao anatin’ny “Festival Miaraka” andiany fahatelo. Hahazo vahana manokana ny dihy amin’ity anio ity, amin’ny maha fampisehoana dihy azy. […]
Fizahantany : nomena lanja ny valiha
Nifarana, omaly, ny « Valiha sy ny Fizahantany » na ilay fampiofanana ireo mpisehatra eo amin’ny tontolon’ny fizahantany, nanatevim-pahalalana momba ny kolontsaina malagasy. Niompana tanteraka tamin’ny fampahafantarana ny valiha (zavamaneno malagasy) ny fampianarana. « Satria, fahita manerana an’i Madagasikara ny valiha. Iray amin’ireo singa mahasarika ny mpizahantany, tahaka ny ravinala, ny baobab, sns. […]




