Mois : avril 2023

Trafika : sokatra 54 hita tao anaty kamiaobe

Voasambotry ny polisy tao Toliara, afakomaly ireo olona telo voarohirohy tamin’ny fikasana hanondrana an-tsokosoko sokatra. Nahazo fampitam-baovao ny polisy miasa ao Ihorombe fa misy sokatra ataon’olona anaty gony feno saribao niainga avy any To­liara hoentina hiakatra aty an-drenivohitra. Nanao fanadihadiana ny polisy ka ny 2 avrily 2023 teo, voasakana teo […]

“Gool Den Team”: mandrahona olona indray ny zaza maditra

Mitohy ny fikarohana ireo tanora mandrafitra ny “Gool Den Team” ao Toamasina. Miroso amin’ny fampihorohoroana olona anaty tambajotran-tserasera indray izy ireo. Miditra amin’ny fandrahonana olona amin’ny alalan’ny kaonty anaty tambajotran-tserasera indray ny fikambanana tanora “Gool Den Team” ma­laza ratsy ao Toamasina. Mbola tsy naharenesana vaovao ny mahakasika ny fanadihadiana, efa […]