Mois : avril 2023

Ambalamanasy – Toamasina: Jiolahy matin’ny fitsaram-bahoaka

Tsy miandry mpitandro filaminana intsony ! Miverina indray ny fitsaram-bahoaka tato ho ato. Toarian’ny tao Vakinankaratra ny faran’ny herinandro teo, jiolahy iray hafa indray matin’ny fokonolona tao Toamasina, afakomaly. «Leo izahay » ! Io no nambaran’ny fo­ko­nolona nampihatra ny fitsaram-bahoaka tamina jiolahy iray voasambotr’izy ireo tao Ambalamanasy – Toamasina, ny talata 4 avrily […]