Mois : avril 2023

Sina – Madagasikara : namokatra hajia vaovao

Nivoaka tamin’ny fomba ofisialy, ireo hajia vaovao manamarika ny 50 taona niaraha-niasa eo amin’i Sina sy i Madagasikara, natao tetsy Nanisana, omaly. Azon’ny re­hetra ampiasaina manomboka izao ny hajia mitetina 5 200 Ar. “Natao hampiasaina amin’ ny antontan-taratasim-panjakana sy amin’ny fandoavan-ketra ny hajia”, hoy ny minisitry ny Paositra sy ny […]

Fitsirihana teny anivon’ny Ceni : fitan’ny OIF antsipiriany ny tsy ara-dalàna

“An-dalana amin’ny fanontana ny lisitra vonjimaika ny Ceni amin’izao. Izay no nampiasana ny rindrambaiko sy nanaovana fitsirihana. Hitany amin’ny antsipiriany izay” , hoy ny mpampakatenin’ny Ceni, Andriamarotafika Soava, teny Alarobia, omaly, momba ny tatitry ny Fikambanana iraisam-pirenena frankofonia (OIF) ny amin’ny fitsirihana natao teny anivon’ny Ceni. Momba ny anarana miverina: […]

Loka « Pierre Castel » : fifaninanana ho an’ny tanora

Misokatra indray ny fifaninanana loka « Pierre Castel », karakarain’ny vondrona Castel, amin’ny alalan’ny orinasa Star. Mitodika amin’ny tanora malagasy mpandraharaha, hamorona tetikasa amin’ny sehatry ny fambolena sy ny ara-tsakafo aty amin’ny faritra Afrika. Tanjona, ny hitondrana va­haolana maharitra sy hi­tondra fampandrosoana ma­haritra eo amin’io sehatra io. Taona faharoa eto […]

Hisy fepetra vaovao : miverina ny fanondranana volamena any ivelany

Nankatoavin’ny filankevitry ny minisitra, ny 30 marsa teo, ny fanafoanana ny fampiantoana ny fanondranana volamena any ivelany. Nanka­toavina tamin’io fotoana io koa ny didim-panjakana vaovao mifandraika aminy. Nana­zava ny minisitry ny Harena an-kibon’ny tany sy ny loharanon-karena stratejika, Rakotomalala Herindrainy Olivier, omaly, fa misy ny fepetra sy ny dingana vaovao tsy maintsy […]