Noraisin’ny minisitry ny Fitsarana, Ramanantenasoa Landy Mbolatiana teny Faravohitra, omaly, ny ambasadaoro frantsay, Arnaud Guillois. Voaresaka tamin’izany ny lafiny teknika namaritana ireo sehatra iaraha-miasa, eo amin’ny firenena roa tonta. Mitovy fomba fijery ny roa tonta amin’ny ezaka ataon’ny minisiteran’ny Fitsarana. “Anisan’ izany ny fanamafisana ny ady amin’ny kolikoly sy ny […]
Mois : avril 2023
Pasteur Mailhol : “Ilaina ny fifampidinihana”
“Efa nambarako tamin’ny radio sy televiziona maro, tamin’ny volana janoary: korontana politika be no hitranga maneran-tany. Anisan’izany ny eto Madagasikara. Koa raha mandeha ny korontana politika, tsy misy fifidianana azo atao”, hoy ny filoha mpanorina ny antoko Gideona fandresena ny fahantrana eto Madagasikara (GFFM), ny pasitera Mailhol André Christian Dieu […]
Loholona Ramanambintana Richard: “Aoka hajanona ny fanelingelenana fifidianana”
“Hiatrika fifidianana filohan’ny Repoblika, taona 2023, faritan’ny lalàmpanorenana isika. Koa aoka hajanona ny fanelingelenana sy ny fanakantsakanana rehetra tsy hahatanteraka izany fifidianana izany”, hoy, ny filohan’ny Isika fikambanana miara-dia amin’i Andry Rajoelina (Ifi) sady loholona, Ramanambintana Richard, manoloana ny ataon’ny mpanao politika sasany amin’izany. Mba hitondra fitoniana ho an’ny rehetra […]
Miadana Fabien Privat: “Mitarika andraikitra ny tsy fahatokisana ny Ceni”
Hatramin’izao, misy hatrany ny tsy manaiky na tsy matoky ny fikarakaran’ny Ceni ny fifidianana. Hanao ahoana? Maneho ny heviny ny tomponandraikitra amin’ny fanetsehana fiarahamonina sy olom-pirenena eo anivon’ny ONG Tolotsoa, i Miadana Fabien Privat: “Tsy hoe tenenina fotsiny ny tsy fahatokisana, fa mitarika andraikitra.” Dinidinika… Gazety Taratra (*): Ny fahitanao […]
Sokaf’hehy : mitohy ny fitrandrahana talenta vaovao
Tontosa, omaly, teny amin’ny Cercle -Germano Malagasy (CGM) Analakely, ny hetsika “Sokaf’hehy”. Fampisehoana hatsikana karakarain’ny Sandix, miaraka amin’ireo mpanao hatsikana, karazany Stand up. Manomboka fantatry ny olona ny karazana hatsikana Stand Up, ary mihamaro ny mpankafy sy mandray anjara amin’ny hetsika sahala amin’itony. Ity hetsika ity izay maimaimpoana tanteraka ary […]




