Mois : mai 2023

CUA-OIF : nosantarina ny fizarana kopia faobe

Nisitraka ny kopia nahaterahana voalohany, tamin’ny alalan’ny tetikasa kopia fao­be, ireo ankizy 20 teto Anta­nanarivo Renivohitra. Nano­lotra izany mivantana, omaly, ny ben’ny Tanànan’Antana­narivo Renivohitra, Andrian­tsi­tohaina Naina. Vokatry ny fiaraha-miasan’ny CUA sy ny Organisation Internationale de la Francophonie (OIF) no nahafahana nanatanteraka izany. Miisa 4.207 ny kopia ho­zaraina amin’ity andiany voalohany […]

Herinandron’ny Mpanazava : ampiana ny ankizy hitrandraka ny talenta ao aminy

Nankalazaina ny faran’ny herinandro lasa teo ny herinandron’ny mpanazava eto Madagasikara. Notanterahina teny Alarobia ny hetsika ho an’ny mpikambana teto An­tananarivo. Tonga nanatrika izany ireo ankizy mpikambana rehetra avy eto Antana­narivo Renivohitra. Mpa­natalenta mizara ny fahazavana, ny lohahevitra nosafi­dian’izy ireo tamin’ity taona ity. Maro amin’ny ankizy no manana talenta ka […]

Tetikasa JMCT : vonona hanohana ny filohan’ny Repoblika

Nihaona tamin’ny filohan’ ny Repoblika, Rajoelina An­dry, ny ekipan’ny tetikasa Jeunesse malagasy compétente au travail (JMCT), nahitana ny talen’ny tetikasa any Ka­nada, Sylvain Benoît, ny ta­len’ny tetikasa eto Madagasi­kara Rakotondrajaona Luc. Nampahafantatra ny voto­atin’ny tetikasa JMCT izay manatsara (manomana mialoha) ny fidiran’ny mpianatra anatin’ny sehatry ny asa, 18 ka hatramin’ny […]

Fampiakarana ny tahan’ny fanaovam-baksiny : hametraka paikady ny raiamandreny ara-drazana 120

Hiara-hiasa ny Ampanjaka sy ny minisiteran’ny Fahasalamana ary ny mpanohana teknika sy amin’ny vola hampiakarana ny tahan’ny fanaovam-baksiny. Nidina ny tahan’ny fanaovam-baksiny teto amintsika nandritra ny fiparitahan’ny Covid-19 noho ny fihibohana sy ny tsaho maro niely. Tsy ny vaksiny miaro amin’ny Covid-19 iha­ny no nampalaina ny vahoaka fa nihena koa […]

Volley-Mada 2023: nanao pao-droa ny GNVB

Namiratra tanteraka ny ekipan’ny GNVB (Gendarmerie Nationale Volley-Ball), nandritra ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasiakara, notontosaina tany Toamasina. Samy norombahany avokoa ny fandresena, teo amin’ny sokajy lahy sy vavy. Teo amin’ny sokajy vehivavy, nolavoin’ny GNVB, tamin’ny seta 3 no ho 1, ny tompondaka 2022, ny Stef’Auto Toamasina. Vokatra tsara ho an’ny […]