Nokarohina hatry ny ela! Maty voatifitra ireo dahalo roa lahy raindahiny amin’ny fakana an-keriny sy famatsiana fitaovam-piadiana tao Ambatomalama, fokontany sy kaominina ambanivohitra Bemaitso, distrikan’Andilamena, ny 15 mey teo. Naharay loharanom-baovao ny zandary fa mihaodihaody ao amin’ io tanàna io izy roa lahy dahalo mpangalatra omby sy mpamatsy fitaovam-piadiana ireo. […]
Mois : mai 2023
1 hetsy Ar ny fonosana iray…: mpivady mpamatsy Rôrô tratra
Hatolotra ny fampanoavana anio ireto mpivady mpanao trafikana héroïne na “Rôrô” ireto. Ny polisy avy ao amin’ny kaomisaria boriborintany fahafito (CSP7) no nahasambotra azy ireo teny Antohomadinika, afakomaly. Voarohirohy ho tompon’antoka amin’ny fanapariahana zava-mahadomelina mahery vaika amin’iny faritra 67 ha sy Antohomadinika iny izy mivady ireto. Mitohy hatrany ny famongorana […]
Niaraka tamin’ny odibala 7 kg… : ravan’ny zandary ny tambajotra mpaka an-keriny ao Anjozorobe
Tsy nandaitra ny odibala! Mitohy hatrany ny hazalambo ataon’ny zandary avy ao amin’ny vondron-tobim-paritra Imerina Centrale, amin’ny fandravana ireo tambajotra mpaka an-keriny ao Anjozorobe. Jiolahy efatra tratra raha roa hafa maty voatifitra… Raha tsy misy ny fiovana, hatolotra ny fampanoavana anio ireo olona voarohirohy ho tompon’antoka tamina raharaha fakana an-keriny […]
Tir en l’air du 19 Mai 2023
Les Photos du 19 Mai 2023
Photos : Mamiherison et Fano




