Boky rovitra no azo ilazana ny zava-misy eo anivon’ny fitantanan-draharahan’ny kaominina ambonivohitr’ i Toamasina, araka ny fanadihadiana natao. Tsy tokony hisy olana ny karaman’ny mpiasa. 18 ny tsena, manampy ireo fivarotana ivelan’ny tsena, ny fampiasana ny moron-dalana, ny guichet-na taksiborosy, ny bar sachet eny amoron-dranomasina. Ny posy izay efa miakatra […]
Mois : mai 2023
Yali MWF : tanora 11 mianadahy hanainga ho any Etazonia
Nihaona tao amin’ny masoivoho amerikanina tamin’ ity herinandro ity ireo tanora mpitarika 11 mianadahy voafantina hisitraka ny vatsim-pianarana “Mandela Washington Fellowship for Young African Leaders» (YALI MWF) amin’ity taona 2023 ity. Nanomana ny diany izy ireo ary hifankafantatra bebe kokoa. Tamin’ izany koa no nampahafantaran’izy ireo izay andrasany amin’ity programa […]
Faritra Fitovinany : te hahaleo tena ireo manana fahasembanana
Tanterahina any amin’ny faritra Fitovinany, ao Manakara, ny herinandro faharoa hanamarihana ny iray volan’ ny fiahiana sosialy. Lohahevitra novoizina ny fandraisan’andraikitr’ireo olona manana fahasembanana. Niompana tamin’ny fahaleovantenan’ireo sokajin’ olona manana fahasembanana ny dinika ka nahafahana nihaino ny faniriany sy ny fomba fijeriny hanatsarana ny fiahiana azy ireo. Nisongadina nandritra ny resaka […]
Fifidianana : sarotra ny fampandraisana anjara ny olona manana fahasembanana
Manana zo hahazo vaovao momba ny fifidianana sy haneho ny safidiny malalaka rehefa tonga ny andron’ny fifidianana ny olona manana fahasembanana. Volana maromaro mialoha ny hirosoana amin’ny fifidianana eto amintsika, tsy voaresaka mihitsy ny momba ny fampandraisana anjara ny olona manana fahasembanana, araka ny fanehoan-kevitry ny filohan’ny tambajotra malagasy momba […]
Fampisehoana ara-javamaneno : haneho ny talentany ny mpianatry ny Anac
Hotanterahina anio manomboka amin’ny 7 ora hariva, eny amin’ny Hotel de ville Analakely, ny fampisehoana iarahana amin’ny mpianatry ny Academie nationale des Arts et de la culture na Anac. Hetsika nampitondraina ny lohateny hoe « Concert de fin de cycle 1 ». Mpianatra zavamaneno maro samihafa no haneho ny talentany mandritra io […]




