Mitohy ny fiaraha-miasan’i Madagasikara sy Maraoka, amin’ny alalan’ny Fondation OCP Maroc sy ny minisiteran’ny Fambolena sy ny fiompiana (Minae) amin’ny alalan’ny Fofifa sy ny CAFPA Antsirabe. Misy ny tetikasa vaovao, « Fambolen-kazo eny ifotony », iarahan’ny roa tonta, natomboka ny 9 mey teo, mahakasika faritra telo (Vakinankaratra, Alaotra Mangoro, Diana). Tanjona ny […]
Mois : mai 2023
Harena an-kibon’ny tany: hiakatra ho 5% ny tahan’ny hetra aloan’ny mpitrandraka
Anisan’ny zava-baovao hita ao anatin’ny lalàna mifehy ny harena an-kibon’ny tany ny fampiakarana ny tahan’ny hetra aloan’ny mpitrandraka amin’ny fanjakana. Etsy ankilany, nahena ny velaran-tany azon’ny mpandraharaha trandrahina, mba tsy hobodoin’ny olom-bitsy. Dinihin’ny asam-baomiera eny amin’ny Antenimierampirenena ny lalàna vaovao mifehy ny harena an-kibon’ny tany. Nanatrika koa ny mpisehatra isan-tsokajiny, […]
Sarotra atao
Tanin’ny moramora, hono, i Madagasikara ! Izany no fahitan’ny olona an’ity firenena mamintsika ity hatrizay. Diso tantetaka anefa izany raha mandinika lalina ny zava-misy isika. Tao anatin’ny herinadro, nahoraka sy nitehaka daholo ny rehetra fa vita ihany ny sata mifehy ny harena an-kibon’ny tany. Nihoraka sy niarahaba ny ezaka vita. Tsy […]
Lehilahy sy adim-piainana: maro ny marary saina, misy ny mamono tena
Lehilahy ny 92,5%-n’ireo mitsabo saina eny Anjanamasina. Antony, tsy mahazaka adim-piainana. Mamono tena fa tsy mahavelon-tena koa ireo nandalo hopitaly, HJRA Ampefiloha. Mitombo hatrany ireo olona iharan’ny fikorontanan-tsaina noho ny tsy fahazakana adim-piainana. Mihamaro anisa ny lehilahy. Vokany, mivarilavo any amin’ny fidorohana zava-mahadomelina izy ireny. Mivadika ho marary saina avy […]
Sabotsy Namehana : tratra nivarotra rongony i Papelika
Efa mpivaro-drongony mampitaraina ny manodidina, voasambotry ny mpitandro filaminana teo amin’ny fihantsonan’ny taksibrosy, Sabotsy Namehana, i Papelika, omaly. Ataony anaty fonosana am-polony ny rongony amidiny. Jifain’ireo mpidoroka amin’ny sarany 500 Ar hatramin’ny 5 000 Ar izany. Naharay fitarainana tamin’ny olona manodidina tsara sitra-po ny mpitandro filaminana. Nanao vela-pandrika, tra-tehaka teo […]




