Ny tontolo iainana, araka ny aingam-panahin’ireo mpanoratra. Niompana tamin’ny tany sy ny rano ary ny ala ny lohahevitry ny fifaninanana tononkalo izay nentina nanamarihana ny Andro maneran-tany hoan’ny poezia, ny 21 marsa lasa teo. Sanganasa 10 no nosafidian’ny komity mpikarakara, izay natolotra nodinihin’ny mpitsara. Nivoaka omaly, tetsy amin’ny foiben’ny Comnat-Unesco, […]
Mois : mai 2023
Ela tsy niaka-tsehatra irery… : manomana seho adiny 4 tsy miato i Lôla
«100% Lôla». Izay ny lohatenin’ny fampisehoana, hanamarihan’i Lôla ny fiverenany an-tsehatra irery. Hotontosaina ny alahady 7 mey ho avy izao, etsy amin’ ny kianja filalaovam-baolin’ ny sekoly Esca Antanimena. «Tsy mbola nisy ny tahaka ity homanina ity. Sambany eo amin’ny tantaran’i Lôla sy ny tariny no hiatrika fampisehoana adiny efatra […]
Faha-18 taona nihirana: hiaka-tsehatra i Arnold, tarika Nabaoh
Hotanterahina eny amin’ ny Le Zoma Antaninandro, ny zoma 5 mey 2023, ny fampisehoana hataon’i Arnold, mpikambana tao anatin’ny tarika Nabaoh. Tafiditra ao anatin’ny faha-18 taona nihirany irery ny hetsika. Tanjona ny hamelona indray ny hira sy ny kanto nahafantarana azy fahiny. Seho “Revy Akostika” no hotanterahina. “Efa vonona ny […]
Prix Paritana andiany fahafito : voahosotra ho mpandresy i Ashiko Ratovo
Ny zava-misy hita eny rehetra eny no anisan’ny aingam-panahy nanosika, hanao ny tetikasa ary hampiditra azy ho anisan’ny mpifaninana amin’izao fifaninanana izao, araka ny nambaran-dRatovo Ashiko. Nampahafantarin’ny mpikarakara azy ny mpandresin’ny fifaninanana “Prix Paritana” andiany fahafito. Ny “Prix Paritana” izay tetikasan’ny Fondation H, hanohanana ny mpahay kanto malagasy sy vahiny […]
Vidim-piainana : manomboka mihena ny vidim-bary
Manomboka midina tsikelikely ny vidim-bary eny an-tsena amin’izao, raha tafakatra hatramin’ny 4.200Ar ny kilaon’ny vary gasy teo aloha teo. Efa tafiditra anatin’ny vanim-potoana fararano sy ny fiakaram-bokatra isika amin’izao, antony mahatonga ity fihenana ity. Ankehitriny, manodidina ny 2.300Ar ka hatramin’ny 3.400Ar ny kilaom-bary eny an-tsena. Nilatsaka 200 Ar isaky ny […]




