Mois : mai 2023

Nampamono ny vadiny: nidoboka am-ponja ilay raim-pianakaviana

Naiditra am-ponja , afakomaly , ilay vady nahavanon-doza sy ny olona efatra nahavita namono ny renim-pianakaviana iray tao Antanety, fokontany Ambohitratsimo, Kaominina Andranomiady, distrika Faratsiho. Mifamaly matetika izy mivady. Nanapa-kevitra ilay rangahy fa haniraka olona hamono an-dramatoa andefimandriny. Ny 19 avrily, hita faty tao amin’io kaominina io ihany ilay ra­matoa […]