Hotanterahina tsy hoela eto Madagasikara ny tetikasa hahafahana miady amin’ny aretina hépatite B. Karakarain’ny fikambanan’ny mpitsabo amerikanina, mivondrona ao amin’ny fikambanana “hépatitis B free”. Vinavinaina haharitra 3 taona ary hahiditra ao amin’ny tetikasan’ny ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka. Tanjona ny hahafahana miady amin’ny fiparitahan’ny aretina maneran-tany. “Areti-mandoza, mahafaty, mamono mangina ary mora mifindra […]
Mois : mai 2023
Fitaovana ara-pahasalamana : 4,5 miliara Ar ho an’ny faritra dimy avy amin’ny Usaid Impact
Mitaky maripana, manaja ny fenitra takina ny fitehirizana ny vaksiny. Nahazo fitaovana arifomba avy amin’ny governemanta amerikanina i Madagasikara hanampy ireo efa amperinasa amin’izao fotoana. Nanolotra fitaovana arifomba ho an’ny fitehirizam-baksiny, mitentina 4,5 miliara Ar, ho an’i Madagasikara ny governemanta amerikanina. Amin’ny alalan’ny USAID Impact no naaovana izany ka tanterahin’ […]
Ranovorin’Ambiroka : nandrotsahana zana-trondro Tilapia
Zana-trondro Tilapia 5843 no narotsaka tao amin’ny ranovorin’Ambiroka, ao amin’ ny kaominina ambanivohitra Maevatanana II, ny alarobia teo. Hetsika teo ambany fitarihan’ny talem-paritry ny Jono sy ny toekarena manga. Vokatry ny fiaraha-miasa miaraka amin’ny tetikasa WIOSAP. Tanjona ny hanamafisana ny fanohanana ireo mpanjono amin’ny seha-pihariana nosafidiany. Eo ihany koa ny […]
Fisitrahana tany: kara-tany 2.000.000 hozaraina hatramin’ny faran’ny taona
Mbola hitohy mandavantaona sy amin’ny fotoana tsy voafetra ny hetsika “herinandron’ny kara-tany”, izay nanomboka ny 24 avrily teo. Mbola hitohy manerana ny Nosy sy any amin’ireo faritra 23 manerana an’i Madagasikara ary eny anivon’ny kaominina izany. Tanjona ny hizarana kara-tany 2.000.000 hatramin’ny desambra 2023. Mahatratra ny 1.000.000 isan-taona kosa ny […]
Delestazy mavaivay: maharitra hatramin’ny ora efatra isan’andro
Mbola mitohy ny fahatapahan-jiro lavareny ao Toamasina. Tsy araka ny fanambarana nataon’ny tomponandraikitry ny jirama intsony ny zava-misy, izay nilaza fa adiny roa isan’andro ny fahatapahan-jiro. Ankehitriny, tapaka intelo isan’andro izany ka maharitra adin’ny efatra anatin’ny iray andro. “Ao amin’ny fokontany Morafeno sy ny manodidina, tapaka tamin’ny 2 ora latsaka […]




