Tontosa omaly, nandritra ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny asa, ny diabe nokarakarain’ny Solidarité Syndicale de Madagascar, SSM sy ny Conférence des Travailleurs Malagasy, CTM. Niainga teny Tsaramasay Ankazomanga ary nifarana teny amin’ny Kianjan’Alarobia izany diabe izany. Tonga namaly ny antson’ny mpikarakara ny mpiasa samihafa, indrindra ny avy amin’ny tsy miankina. […]
Mois : mai 2023
Fifidianana : mbola handinika ny Leader Fanilo
Anisan’ireo antoko politika vonona ny handray anjara amin’ny fifidianana ny Leader Fanilo. Na izany aza, nambaran’ny filoha nasionaly vaovao, Heriniaina na i Babala fa mbola handinika izany izy ireo. Itovian’izy ireo hevitra amin’ny antoko hafa koa anefa ny hanatsarana ny lisi-pifidianana. « Tokony horaisina ireo fanatsarana nentin’ny antoko politika momba […]
Antenimierampirenena : hafanafana ny fivoriana amin’izao
Hanomboka anio ny fivoriana ara-potoana voalohan’ny antenimiera eto Madagasikara. Miandry zavatra maro amin’ireo solombavany ny vahoaka! Mafanafana ny politika tandindomin’ny fifidianana? Vao mainka mety hangotraka izany amin’izao fivoriana ara-potoana voalohan’ny Antenimierampirenena izao. Misy ny manantena raharaha ho azy. Hiseho na haseho amin’ny tena endriny sy ny heviny ve, ohatra, ireo […]
Fiara mifono vy nivadika: miaramila roa lahy maty tsy tra-drano
Tratran’ny lozam-pifamoivoizana teo Antsarimasina Toamasina II, ny sabotsy tamin’ny 10 ora maraina, ny fiara mifono vy an’ny Tafika Malagasy. Miaramila roa lahy no indray namoy ny ainy, telo hafa naratra mafy. Raha ny angom-baovao voaray avy amin’ny zandary, nandeha mafy ilay fiara avy any amin’ny lalam-pirenena faharoa hihazo an’Ivoloina, lalam-pirenena […]
Ny asa no maha olona sy maha firenena
Amin’ny Malagasy, ny fanahy no maha olona. Marina izany amin’ny maha olona na fijery maha olona. Misy fijery hafa hoe hafa indrindra amin’ny samy manam-batana, hono, ny olombelona noho izy manam-panahy, hafa indrindra koa amin’izay manam-panahy noho izy manam-batana. Eo koa ny hoe: raha noana ny vatana, mivezivezy ny fanahy; […]




