Mois : mai 2023

Rakotomavo José : “Fampihavanam-pirenena sy fanorenana ifotony no vahaolana maharitra”

Hanao ahoana ihany ny ho fizotran’ny toe-draharaham-pirenena amin’izao? Maneho ny fijeriny ny mpandrindra ny “Vondrona Antanimena” izay nikarakara fihaonambe momba ny fampihavanana sy fanorenana ifotony teny Antenimena, taona 2014, Rakotomavo José: “Vahaolana maharitra no ilaina: fampihavanam-pirenena sy fanorenana ifotony.” Dinidinika… Gazety Taratra (*): Ny fahitanao ny toe-draharaham-pirenena amin’izao fotoana izao? […]

« Neny miavaka »: haneho ny maha izy ny Reny no tanjona

Mitohy ny fifanina­nana «Neny Miavaka», andiany faharoa, karakarain’ny Mpampianatra mpanabe ho amin’ny fanovana Analamanga (MMFA). Tanjona ao anatin’izao hetsika izao ny hanomezana sehatra sy fankasitrahana ny reny mendrika. Ao anatin’ity fifaninanana ity ihany koa no hanehoan’ny reny tsirairay avy ny zava-bitany sy ny fahaiza-manaony. Misy ny fanehoan-kevitra sy fifampizarana fomba […]

Analamanga Park : hiray sehatra ry AmbondronA sy ‘Zay

“Pique-nique géant Fresh”. Io no anarana nampisaloran’ny Star ilay hetsika izay karakarain’izy ireo ny alatsinain’ny Pantekoty, 29 mey izao, eny Analamanga Park. “Na­nasa ny tarika ‘Zay sy ny Am­bondronA, izay tarika samy manana ny lazany izahay, hanafana ny fotoana amin’ io”, hoy ny nambaran-dRa­ma­nankoraisina Setra, nandritra ny fampahafantarana ny hetsika […]

Madagasikara-Nouvelle Calédonie : mitohy ny fifanakalozana ara-kolontsaina

Mitohy ny tetikasa fifanakalozana ara-kolontsaina eo amin’i Madagasikara sy i Nouvelle Calédonie. Eny amin’ny Ivontoeran’ny ko­lontsaina malagasy (IKM) Antsahavola, mandritra ny 15 andro no hanatanterahana izany. Ny IKM Antsahavola sy ny Centre culturel Goa ma Bwarhat (CCGMB) no misolo tena ny Nosy roa tonta amin’ny fanaovana izany fifanakalozana izany. Efa […]