Fotoana mamy nifampizarana hafaliana sy nihaonana, teo amin’ izy miandahy sy ny mpankafy azy, ny teny amin’ny CCEsca Antanimena. Nahafinaritra tokoa ny seho nomen’izy ireo ny mpankafy ary nahitana kanto maroloko samy nanana ny maha izy azy. Tontosa teny amin’ny CCEsca Antanimena, ny sabotsy 20 mey 2023, ny fampisehoana tokana […]
Mois : mai 2023
Kitra any Algerie : nahafaty baolina i Rakool
Ela no niandrasan’ny rehetra azy fa izay vao tonga. Nahafaty ny baolina voalohany ho azy Rakool, tao amin’ ny Mouloudia Alger. Ny sabotsy lasa teo, tao amin’ny kianja Nelson Mandela, tao Alger, nandritra ny fihaonana ara-pirahalahiana nikatrohan’ ny ekipany sy i Sahara andrefana, tafiditra ao anatin’ ny fankalazana ny faha-50 […]
Lalaon’ny Nosy andiany faha-11: taranja 17 no hifaninanana, 12 najanona
Nisongadina nandritra ny fivoriana ny fanapahana ny isan’ny taranja hifaninanana, ka tapaka tamin’izany fa mihena ho 17 ireo taranja handraisana anjara (Atletisma/handisport, Basket-ball 5×5, Basket-ball 3×3, Ady totohondry (lehilahy), Badminton, Tenisy ambony latabatra, Baolina kitra (lehilahy), hazakazaka am-bisikileta, fibatana fonjam-by, Handball, Judo, Tolona, lomano/handisport, Rugby 7, Karate, tsipy kanetibe, tenisy, […]
Rugby Africa Womens Cup 1st Division 2023 : lavon’ny Simbas Kenya ny Makis Ladies de Madagascar
Ratsy fanombohana ny Makis Ladies de Madagascar, tamin’ity fifaninanana “Rugby Africa Womens Cup 1st division 2023” ity. Lavon’i Kenya, tamin’ny isa 29 no ho 20 ny ekipam-pirenena malagasy, nandritra ny andro voalohany. Tsy dia tsara ny vokatra ho an’ny XV Makis Ladies de Madagascar nandritra ny andro voalohan’ny fifaninanana “Rugby […]
Kick Boxing: lavon’i Jean Zorres i Johnny
Notanterahina omaly, teny amin’ny kianja mitafo Mahamasina, ny lalao fihantsiana «Real Fight», taranja Kick Boxing, izay karakarain’ny klioba Kick Boxing Avenir (KBA). Lavon’i Jean Zorres, mpikatroka ao amin’ny Cosfa teo amin’ny “5ème Round”, Rakotondrabra Laurent Johnny na i Jonace, mpikatroka AFKM, teo amin’ny fihaonan’ny sokajy «Elite». Resy amboninahitra i Jonace, […]




