Namoaka fanambarana tamin’ny alalan’ny “Com Pdt Assemblée Nationale” ny filohan’ny Antenimierampirenena, Razanamahasoa Christine fa nisy niditra an-tsokosoko tao amin’ny trano fonenany, eny Andohan’i Mandroseza. Niseho ny alin’ny sabotsy 20 mey teo izany ka nahaverezana telefaonina fampiasan’ity lehibena Andrimpanjakana ity. Voarakitra ao anatin’izany avokoa ny fifandraisana rehetra. Lasan’ireo olon-dratsy koa ny […]
Mois : mai 2023
Krizim-piarahamonina
Hatramin’izao, misy hatrany ny misisika sy mikiry biby ny amin’ny tokony hanaovana fikaonandoham-pirenena hidirana amin’ny fitondrana Tetezamita. Eny, na efa samy naneho hevitra aza ny ankamaroan’ny mpanao politika. Na eo anivon’ny fitondrana sy ny mpomba azy io, na ny eo amin’ny fanoherana. Samy miaiky sy manaiky ny maro fa tsy […]
Mpianatra nifanafika : sivy naratra, nifanindrona antsy
Voa mafy ny roa tamin’ireo mpianatra sivy naratra, vokatry ny fifandonana noho ny lonilony teo amin’izy ireo, tao amin’ny oniversite Andrainjato, afakomaly. Mpianatra avy amin’ny faritra roa samy hafa nifampihantsy ady. Araka ny loharanom-baovao eo anivon’ny zandary ao an-toerana, fanapahan’ny mpianatra iray avy any Menabe ny akondro naniry teo akaikin’ny […]
Niasa nandritra ny roa taona…: nankasitraka ny kolonely Wang Tao ny MDN
Nandray ny tomponandraikitry ny fiarovan’ny Masoivohon’ny Repoblika entimbahoakan’i Sina eto Madagasikara, ny capitaine de Vaisseau Major, Zhong Qiliang, noho ny fanendrena azy, ny minisitry ny Fiarovam-pirenena, ny Jly Rakotoarijaona Josoa (MDN), ny zoma teo. Nandritra izany koa no nanaovan’ny tomponandraikitry ny fiarovana teo aloha, ny Kly Wang Tao, rehefa nahavita […]
Sambaina : jiolahy iray tratra saika hamaky EPP
Nikasa haka ny varavaram-by miisa fito sy ny siniben-drano iray, tra-tehaky ny zandary ny lehilahy iray tao amin’ny sekoly ambaratonga fototra (EPP), fokontany Mandimbisoa, kaominina ambanivohitra Sambaina, distrika Manjakandriana, afakomaly alina. Nesorina tamin’ny trano sekoly avokoa ireo varavarana ireo. Naharay loharanom-baovao ny zandary ka nijery ny zava-nisy. Nirifatra nandositra ireo […]




