Mois : juin 2023

Voly rongony: voasambotra ny telo lahy namboly 45 fototra

Noraisim-potsiny ireo mpivarotra rongony mahery vaika roa lahy sy ny mpamboly iray teo Ampisotroandra­nomasina, fokontany Fiadana­na, kaominina ambonivohitra sy distrika Manjakandriana, ny alin’ny 17 jona teo. Niton­dra moto, voasava tampoka ny lehilahy roa. Nosavaina, nahitana rongony maina 600 grama sy héroïne na “rôrô” 3 grama teny amin’izy ireo. Niampy fitaovana […]

Asan-dahalo : manaraka fitsaboana ireo miaramila voatifitra

Tsaboina etsy amin’ny Hopitaly CENHOSOA « Cen­tre Hospitalier de Soavi­nandriana » nanomboka ny sabotsy teo, ireo miaramila roa lahy naratra vokatry ny fifampitifirana teo amin’ny dahalo sy ny mpitandro filaminana tany Mandoto, ny herinandro lasa teo. Voan’ny bala sy naratra vokatry ny fianjerana, manaraka fitsaboana akaiky izy mirahalahy. Nanoloana io […]