Raha ny efitrano na ny tokontany malalaky ny AFT Andavamamba no nahazatra hatramin’izay. Tamin’ny alalan’ny “Carnaval Mozikara” indray no nentina nanamarika ny «Fête de la musique», tamin’ity taona 2023 ity. Niainga teo Mandrimena, nandalo an’Andoharanofotsy, tonga teo Tongarivo Tanjombato, izay nolalovan’ny «Carnaval», voasarika ny hijery avokoa. Nahatratra 300 mahery rahateo […]
Mois : juin 2023
Rovan’i Madagasikara : miverina misokatra ho an’ny mpitsidika i Manjakamiadana
28 taona aty aorian’ny nahamay azy, tafatsangana ny Rovan’i Madagasikara. Fanambin’ ny filohan’ny Repoblika ny fanarenana izany, raha vao nandray ny fitondrana izy. Notanterahina omaly, ny fanokafana ny Rovan’i Madagasikara, taorian’ ny fanarenana sy fanavaozana azy. Notokanana, niara-dalana tamin’izay koa ny kianja Masoandro, izay fotodrafitrasa vaovao. Nitarika ny lanonana ny […]
Resaka fizakana zom-pirenena : “Fambolena ady an-trano”, hoy ny loholona Tsiebo M.
“Fitadiavana fampisavorovoroana ny saim-bahoaka sy fambolena ady an-trano eto amin’ny firenena izany”, hoy ny loholona Tsiebo Mahaleo Richard V., manoloana ny fivoizan’ny sasan’ ny hoe tsy mahazo mirotsa-kofidina ho filohan’ny Repoblika izay mizaka zom-pirenena vahiny. Mazava ny And. 48 amin’ny lalàmpanorenana, milaza hoe izay te hirotsaka ho filohan’ny Repoblika dia […]
Asso-Fanantenana : arindra iadiana amin’ny fahantrana ny teknolojia sy ny soatoavina
Fampifandraisana sy fampifandrindrana ny fandrosoana teknolojika amin’ ny soatoavina fototra hiatrehana ny fahasahiranana sy ny ady amin’ny fahantrana ny anton’ny fisiana sy fiasan’ ny Asso-Fanantenana. Nampahafantarina teny, Antaninarenina, afakomaly. “Hanampy ny olona hioitra amin’ny fiainana hialana amin’ny fahasahiranana no tanjona”, hoy ny filoha mpanorina, Rakotonindriana Franck Gil Patrick. Misy ny […]
Fanahimanana Tiaray: “Ara-dalàna ny fanapahan’ny Ceni”
“Milaza ny And. 2 amin’ ny didim-panjakana tamin’ ny 2022-667 fa anjaran’ny Ceni sy ny rantsamangaikany ny mamariparitra ny fomba hanatanterahana ny fanavaozana tanteraka ny lisi-pifidianana. Nisy fanapahan-kevitra maromaro noraisin’ny Ceni manao an’ izay hoe fanavaozana tanteraka ny lisi-pifidianana izay.” Io ny fanazavan’ny mpahay lalàna, i Fanahimanana Tiaray, manoloana ny […]




