Mois : juin 2023

Axian- Campus 42: sekoly informatika maimaimpoana

Misokatra eny amin’ny oniversite Axian, eny amin’ny Galaxy Andraharo, ny toeram-piofanana campus 42 Antananarivo. Fampianarana sy fampiofanana maimaimpoana mikasika ny informatika sy ny niomerika. Fire­nena fahefatra manana ity toeram-piofanana ity, aty Afrika i Madagasikara. Ni­la­­­za ny talen’ny fampianarana 42 any Paris Frantsa, Olivier Crouzet fa tsy ampy betsaka ny olona […]

Airtel – «10.000 codeurs»: fampianarana informatika

Natao sonia, ny zoma 2 jona teo, ny fiaraha-miasa eo amin’ny Airtel Madagasi­kara sy ny fikambanana «10.000 codeurs». Mifan­toka amin’ny fanofanana informatika maimaimpoana ny tanora malagasy ny fifanarahana. Tafapetraka ny tetikasa taorian’ny fihaonambe faha-12 ny fiovana mankany amin’ny niomerika aty Afrika (ATDA). Nilaza ny tale jeneraly lefitry ny Airtel Madagasikara, […]