Mois : juin 2023

Fitsidihana tsena : neken’ny ben’ny Tanàna ny fangatahan’ny mpivarotra

Nidina ifotony nijery ny zava-misy teny amin’ireo tse­na (Andrefan’i Mananjara sy Ankadimbahoaka ary Tanjom­bato) ny ben’ny Tanànan’An­tananarivo Renivohitra, oma­ly. Nanararaotra nitaraina sy nangataka zavatra maro amin’ ny tokony hanatsarana ny fotodrafitrasa eny anivon’ny tsena ireo mpivarotra sy ny mponina nandritra izany. Neken’ny ben’ny Tanàna ny fangatahana sy fitarainan’ izy ireo, […]

Cntemad : mampisavorovo ny mpianatra ny fikirakirana ny naoty

Miteraka savorovoro teo amin’ny mpianatra ny naoty miverimberina mandritra ny fanadinana voalohany sy faharoa. Nilaza ny teo anivon’ny sekoly fa misy ny lamina amin’ny fikirakirana izany. Nifampitaona teny Be­horirika ka niresaka tamin’ny mpanao ga­zety ny solontenan’ireo mpianatra eo anivon’ny ivontoeram-pampianara ambony (Cntemad) Ankadifotsy, oma­ly. «Tsy araka ny tokony ho izy […]

Teatra manakaiky vahoaka…: holalaovin’ny Tropy Jeannette etsy Analakely ny “HM”

Tsy an’ny antitra irery! Efa voaporofo fa maro ny tanora no liana amin’ny teatra, ary maro koa ireo mpisehatra amin’izao fotoana. Vitsy kosa anefa ny seho teatraly ary vitsy toa izany ny toerana ahafahan’ny tropy milalao. Tsy nataon’ny Tropy Jeannette ho sakana izany hatramin’izay, fa nitady hevitra hatrany izy ireo hampitiavana sy […]