Efa mahazatra! Tao anatin’ny ora-mikija tanteraka, niantomboka ny alin’ny zoma ka tsy nifarana raha tsy ny alarobia maraina teo, ny fankalazana ny fetin’ny Pantekoty tao Toamasina. Teo ihany koa ny fahatapahan-jiro lavareny efa mahazatra ny mponina ao an-toerana. Vokany, dibo-drano tanteraka ny lalana rehetra tao an-drenivohitry ny faritra Atsinanana sy […]
Mois : juin 2023
Politika sy tsimatimanota
Sadaikatra ihany ny hiresaka an’ireto manam-pahefana eto amin’ny tany sy ny fanjakana ireto. Maro amin’izy ireny no mihevi-tena ho ambonin’ny lalàna sy efa zanaharikely latsaka fahefany, hoy ny fiteny mahazatra, eny an-tsisin-dalana. Misy mihitsy no mahavita mamorona lalàna araka izay maha metimety azy. Tsy lazaina intsony ny manao izay danin’ny […]
Depiote – Kolonely Martin: « Niaro tena ny vahoaka »
Manameloka ny fisamborana faobe nataon’ny mpitandro filaminana ny depiote, voafidy tao Vohibato, ny kolonely Martin. Nambarany fa niaro tena ny vahoaka fa tsy namono olona fahatany. “Tsy mpanao aferam-batosoa fa mpanakan-dalana mpiantsena ireo olona matin’ ny fokonolona tao Tatandratsy, fokontany Lalazana Ambony, kaominina Soahindrana, distrikan’i Vohibato, ny sabotsy alina hifoha […]
Ankazobe : mpangalatra moto efatra voasambotra
Noraisim-potsiny tamin’ny alalan’ny tagnamaron’ny fandriam-pahalemana ny mpangalatra moto efa-dahy tao Ankazobe, afakomaly. Nifampitadiavan’ny tompony ny moto roa lehibe izay nalain’ny jiolahy. Nanao ny fikarohana taorian’ny fitarainan’ny tompony avy hatrany ireo mpitandro filaminana. Tamin’ny alalan’ny tsara sitrapo, fantatra fa ao amin’ny kaominina ambanivohitra Marondry no nahitana ilay moto iray. Nidina nijery […]
Ankazobe : mpiray petsapetsa amin’ny dahalo nigadra
Ramatoa roa niray tsikombakomba tamin’ny jiolahy nidoboka am-ponja ao Ankazobe, afakomaly. Anatin’ny fanohizana ny famongorana ireo jiolahy tompon’antoka tamin’ny doro trano nahafatesana olona tao Ambohitriniandriana, fokontany Anosikely, kaominina Ambolotarakely, distrika Ankazobe, ny zandary. Voasambotra ny faran’ny herinandro teo ny vehivavy roa voalaza ho mpiray tsikombakomba tamin’ireo olon-dratsy nahavanon-doza. Tsy vitan’ny […]




