L’heure du verdict. Hier, au moins une dizaine de Circonscriptions scolaires (Cisco) ont publié les résultats des épreuves pour l’obtention du Certificat d’études primaires élémentaires (CEPE), bien avant l’échéance fixée par le ministère de l’Education nationale (Men). Les résultats sont satisfaisants avec des taux de réussite dépassant largement les 50%, […]
Mois : juin 2023
26 jona 1960: nangatahina fa tsy niadiana mivantana ny Fahaleovantena
Taorian’ny nananganana Repoblikan’i Madagasikara, tafaverina ny Fahaleovantena ny 26 jona 1960. Na teo aza ny tolona nifandimby hatramin’izay, nanomboka tany amin’ny andron’ny Menalamba, taona 1896: niadiana an-taratasy sy nangatahana ny fiverenan’izay Fahaleovantena izay, fa tsy niadiana mivantana hatramin’ny farany. Tsiahy sy tantara… Nambara teny Andohalo ny 14 oktobra 1958 ny […]
Mampiditra vola 1 600 000 Ar isam-bolana
Manana tady fambolena lomotra 500 any an-dranomasina i Merlande mpanjono ao amin’ny kaominina Anakao ary iray amin’ireo mpamboly 1500 miara-miasa amin’ny Ocean Farmers. Sady nahazo fiofanana izy no novatsiana fitaovana koa ary manao fifanarahana fa tsy hivarotra ny vokatra amin’ny orinasa hafa. 400 izy ireo no mikambana ao amin’ny “Anakao […]
Mamely ny aretina efaha
Misy aretina antsoina hoe efaha mamely ny lomotra mena, izay tsy mbola nahitana fanafody mahomby hatramin’izao. Fomba iray hisorohana ny fifindran’ny aretina amin’ny fambolena rehetra mifanakaiky ny fanesorana mialoha ny lomotra simba ary angonina ny fako isaky ny roa volana. Soloina fitaovana vaovao ny lanjan’ny fako voaangona ary misitraka tosika […]
lomotra ao Atsimo Andrefana:1 400 t ny vokatra, ny taona 2022
Tafiditra amin’ny tetikasa “Nosy Manga” ny fambolena lomotra (rhydophyta) any an-dranomasina ary asa vaovao ho an’ny olona mpanjono miaina amin’ny morontsiraka. Tany amin’ny kaominina Sarodrano, Toliara II no natomboka ny tetikasa ary rehefa hita fa nahomby sy nahaliana ny tokantrano maro vao nitarina ho an’ny kaominina maromaro ka anisany ny […]




