Foto-pivelomana mivantana ho an’ny olona an-tapitrisany ny jono any amorontsiraka. Vokatry ny tsindry samihafa ataon’ny olombelona amin’ny fampiasana fitaovana sy fomba tsy manara-penitra, nihena be ny hazandranomasina ary nisy fiantraikany amin’ny fiveloman’ny isan-tokantrano. Ho fanampiana azy ireo ho tonga mpandraharaha an-dranomasina, nisy tetikasa “Nosy Manga” amin’ny alalan’ny fambolena lomotra sy […]
Mois : juin 2023
Kaominina Anakao: hametraka faritra arovana ny mponina
Fokontany efatra no mandrafitra ny kaominina Anakao: Anakao Bas, Anakao Haut, Maromena ary Befasy. Vezo ny ankamaroan’ny mponina ao aminy izay mivelona amin’ny fanjonoana avokoa, hoy ny fanazavan’ny lehiben’ny fokontany Anakao Bas, Zafisoa Flanck. Mitondra fivoarana ho an’ny fokontany sy ny kaominina ny fambolena lomotra satria efa nihena be ny […]
TGV/Mapar: “Ndao hiatrika fifidianana raha sahy…”
Nivoaka tamin’ny fanginany ireo eo anivon’ny TGV/Mapar, tamin’ny alalan’ireo mpitarika : depiote sy ny olom-boatendry, omaly, tetsy Isoraka. Mazava ny azy ireo. “Ndao hiatrika fifidianana raha sahy… Tahotra izany ny an’ny sasany mivoy lava io resaka zom-pirenena frantsay io“, hoy izy ireo. Nitarika ny fihaonana ny sekretera nasionaly (SN), Rasoamaromaka […]
Antoko politika miisa sivy: miantso ny hiarovana ny soatoavina repoblikanina
“Miantso ireo Andrimpanjakana, fiangonana, raiamandreny ara-drazana, antoko politika sy fiarahamonim-pirenena ary ny rehetra hijoro sy hiaro ny soatoavina maha Repoblika“, hoy ireo antoko miisa sivy, omaly, ahitana ny HVM, ny MMM, ny MTS, ny MFM… izany. Anton’izany ny fanahian’izy ireo ny demokrasia sy ny tany tan-dalàna, mitarika tsy fahamarinan-toeran’ny mpitondra. […]
Fotsy, mena, maitso…
Ao anatin’ny fankalazana ny tsingerin-taonan’ny fiverenan’ny Fahaleovantena izao: miravaka ny tanàna, mirefodrefotra ny tsipoapoaka… Misy apoaka hatrany ny Malagasy? Eny, na eo aza ny fahasahiranana. Fankalazana, seho na hetsika, avokoa izany rehetra izany, fanomezam-boninahitra ny firenena sy ny fiandrianampirenena… Zava-dehibe ny Fahaleovantena izaka-manana ny tena sy ny firenena mbamin’ny hareny. […]




