Natao tany farafangana ny fanamarihana ny Andro iadiana amin’ny aretina tazomoka, tamin’ny herinandro teo. Nisongadina tamin’izany fa mahomby ny ezaka satria nihena 25% ny tahan’ny olona voan’izany (1,7 tapitrisa) raha 2,3 tapitrisa teo aloha. Tafiditra ao anatin’ny tatitra isan-taona faha-17 nataon’ ny vinan’ny filoha Amerikanina momba ny ady amin’ny tazomoka […]
Mois : juin 2023
Tafajoro ny Aika : hitondra ny feon’ny tanora amin’ny COP 28
Nampahafantarina teny Ambodivona, omaly, ny fijoroan’ny Aika, ivondronan’ny fikambanana tanora 50 misehatra amin’ny fiarovana ny tontolo iainana sy ny zava-mananaina voajanahary an-tanety sy anaty rano ary ny ady amin’ny fiovan’ny toetr’andro eto Madagasikara. «Samy efa manana drafitrasa mampiavaka azy avy ireo amin’ny fiarovana ny tontolo iainana fa havondrona ny hery […]
Fampianarana ambony : manamafy ny hampikatso ny fampianarana ny Seces
Hampihatra avy hatrany ny hevitra tapaka nandritra ny filankevi-pirenena ny Seces. Hanangana « Cellule de crise » ihany koa izy handinika ny raharaham-pirenena. Nivory ny sampana Seces Antananarivo, ny talata teo. Manamafy ny fe-potoana tapaka nandritra ny filankevi-pirenena hamalian’ny fitondram-panjakana ny fitakian’ny Seces ireo zo sy hasiny izy ireo hatramin’ny […]
Fitantanana sy andraikitra : saran-dalana sy solon-tsakafo no noraisin-dRasambany Alain Désiré
Iza moa izy ? Sekretera jeneralin’ny antoko HVM, Rasambany Alain Désiré. 39 taona ary zanaka mpampianatra sy mpamboly any Toliara II. Manambady ny tenany. Mankafy ny voamaina sy ny “Fruit de mer”. Anisan’ny fialamboliny ny mamaky boky sy ny “voyage” ary ny mamonjy “discothèque”. Tia ny basikety sy ny volley […]
Betroka sy Isoanala : manabe voho ny antokony ny MMM
Mivoy hatrany ny fampiharana araka ny tokony ho izy ny tena fitsinjaram-pahefana sy manome vahana ny eny ifotony. Nihaona sy nihaino ireo mpikambana eo anivon’ny antoko Malagasy miara-miainga tao amin’ny distrikan’i Betroka sy ny kaominina Isoanala, ny delegasiona notarihin’ny filoha nasionaly, Andrianainarivelo Hajo, tamin’izao fiandohan’ny herinandro izao. Nifanakalozana hevitra tamin’izany […]




