Nandray ny avy amin’ny Antoko politika madio (APM), ny filohan’ny Antenimierampirenena, Razanamahasoa Christine, omaly, teny Tsimbazaza. Nitondra ny taratasy fanamafisana ny fitoriana ny filohan’ny Repoblika izy ireo. Tonga nanamafy ny fitarainana sy ny fitoriana momba ny fizakan’ny filohan’ny Repoblika ny zom-pirenena frantsay teny amin’ity andrimpanjakana ity ry Rakotoarisoa Alban (Gangstabab), […]
Mois : juin 2023
Antenimierandoholona : mandrahona hitokona ny mpiasa
“Hitanay fa misy lesoka be dia be, ary tsy mazava loatra amin’ny mpiasa ny fitantanana eto amin’ny Antenimierandoholona. Tsy mahamenatra anay izany. Izay no anisan’ny mahatonga an’izao fitokonana izao.” Io no nambaran’ny filoha lefitry ny sendikà eny amin’ny Antenimierandoholona, i Rivoson Théogène, teny Anosy, omaly, ny amin’ny fitakian-dry zareo mpiasa […]
Madagasikara sy La Réunion: mitohy ary hihamafy ny fiaraha-miasa
Mifarana anio ny dian’ny filohan’ny « Région Réunion », Huguette Bello, eto Madagasikara. Fanamafisana ny fiaraha-miasan’i Madagasikara sy La Réunion eo amin’ny sehatra maro no anton-diany teto. Teo ihany koa ny dinika tamin’ireo tomponandraikitra isan-tsokajiny ny amin’izay mety ho fiitaran’ny fiaraha-miasa. Olom-panjakana maro, sahala amin’ny filohan’ny Antenimierandoholona sy ny minisitry ny Raharaham-bahiny […]
Rahasindrahety Ny Ando Domoina: “Tokony havoaka ny datim-pifidianana fa lasa miroaroa saina ny olompirenena”
Aiza ho aiza ny fanomanana ny fiatrehana fifidianana filohan’ny Repoblika amin’izao? Maneho ny heviny ny sekretera jeneralin’ny Association Soa amin’ny teny filamatra “Pour un avenir meilleur, pour tous!”, Rahasindrahety Ny Ando Domoina: “Andrasana ny famoahan’ny governemanta ny datim-pifidianana na ny fiantsoana mpifidy, fa lasa mieritreritra sy miroaroa saina ny olompirenena.” […]
Fiarovana ny tontolo iainana : tanora 105 nahazo fiofanana
Nankalazaina ny 17 sy 18 avrily teo, tany Amboalefoka Miarinarivo, ny Andron’ny asa tanana sy ny tontolo iainana ary ny tanora. Nanofana tanora 105 isa ny tily sy ny minisiteran’ny Asa tanana sy ny haitao. Natao izany mba hanentanana ny fiarahamonina hiaro ny tontolo iainana sy ny asa tanana ao […]




