Hanatsarana ny fomba fambolena nentim-paharazana amin’ny fampitomboana ny karazana voly atao sy hampiroborobo ny teknika agroekolojika ary ny fahafaha-miatrik’ireo tantsaha ny fiovan’ny toetr’andro. Ireo ny tanjona apetraky ny tetikasa «Projet d’appui aux relèvements et de résilience des 3 régions du Sud» (PA2R). Hiasa amina faritra telo any atsimon’ny Nosy ny […]
Mois : juillet 2023
Ambohitromby Ankazobe : tafapetraka ny herinaratra avy amin’ny masoandro
Manampy amin’ny famatsiana herinaratra eny ifotony ny Antenimierandoholona amin’ny maha mpiahy ny Vondrom-bahoaka itsinjaram-pahefana azy. Notokanana ny sabotsy 15 jolay teo ny foibe mpamokatra herinaratra avy amin’ny masoandro, eny Ambohitromby, distrika Ankazobe. Nitarika izany ny filohan’ny Antenimierandoholona (PS), Razafimahefa Herimanana, ny minisitry ny Angovo sy ny akoranafo, Andriamanampisoa Soloniaina, ny […]
« Festival des baleines » : mpizahatany 2 500 handrasana ho tonga
Sehatra isan’ny mampiroborobo ny fizahantany ao amin’ny Nosy Boraha ny “festival des baleines”. Mampifamatotra ny toekarena sy ny kolontsaina ny hetsika noho izy misintona mpizahatany sy mampidi-bola ho an’ny mponina any an-toerana. Anisan’ny mampalaza ny Nosy Boraha ny « festival des baleines ». Sehatra mampiray ny kolontsaina sy ny toekarena izy ity […]
INDRAY MIJERY
Manana toeram-pandraisana efatra ireo olona te hiala amin’ny fiankinan-doha amin’ny zava-mahadomelina Antananarivo ary vao niampy iray vaovao eny Itaosy. Eny Anjanamasina, ao amin’ny HJRB, eny amin’ ny Cenhosoa ary ao anatin’ny CHUSSPAnalakely. Fahadimy sy vaovao ilay vao notokanana teny Itaosy. Nahazo efitranon-tsekoly roa ny lisea Fiaferana, fari-piadidiam-pampianarana Antananarivo Avaradrano. Nifarimbona […]
Orinasa TsenaOW : manolotra vokatra mampihena ny fako plastika
20 tapitrisa t isaky ny minitra ny fako plastika mivarina any amin’ny ranomasina maneran-tany satria tsy mety levona fa potika fotsiny ny akora anatin’ny plastika ka lasa any amin’ny rano sy ny tany. Avy amin’ny fako plastika ny 4% mitondra fandotoana ny tontolo iainana, araka ny fanazavan’ny mpiandraikitra ny orinasa […]




