Mitohy ihany ny lalana ho an’ny ekipan’ny Ajesaia Bongolava. Tafita hiatrika ny dingan’ny ampahefa-dalana izy ireo, rehefa nandavo ny Dato FC, tamin’ny isa 1 no ho 0. Notanterahina ny sabotsy sy ny alahady 16 jolay lasa teo ny ampahavalon-dalana, fiadiana ny amboaran’i Madagasikara “Telma Coupe 2023”, taranja baolina kitra. Anisan’ireo […]
Mois : juillet 2023
Handball – « IHF Trophy”: hifaninana amin’ny sehatra ambony ny Akio
Hotanterahina ny 8 hatramin’ny 12 aogositra ho avy izao, any Côte d’Ivoire, ny fifaninanana “IHF Trophy Continental”, sokajy vehivavy “Juniors” sy “Cadettes”. Anisan’ireo firenena mandray anjara amin’ izany i Madagasikara. Tsiahivina fa tompondakan’ny « IHF Trophy Zone 6 » ny ekipam-pirenena vehivavy malagasy Akio “Cadettes” sy “Juniors”, izay notontosaina tany […]
Judo-Afrika « cadets & juniors »: 36 mianadahy ny solontena malagasy
Tsy misy fiovana fa hotanterahina eto Madagasikara, ny 27 hatramin’ny 30 jolay izao, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, sokajy Cadet sy Juniors, taranja Judo. Tsy niova koa, hatramin’izao, ny toerana hanatanterahana izany, araka ny fanazavana avy eo anivon’ny federasiona malagasin’ny Judo, fa ao amin’ ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina ihany. […]
Basikety-Mada U14: hentitra amin’ny hala-taona ny tomponandraikitra
Nisokatra ofisialy, teny amin’ny kianja Barea Mahamasina, ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, sokajy latsaky ny 14 taona lahy sy vavy, taranja basikety. Klioba 75 avy amin’ny ligy 17 no tonga mandray anjara. Tsy nahasakana ny tomponandraikitra eo anivon’ny federasiona malagasin’ny basikety, hampanjaka ny mangarahara, ny habetsahan’ny mpilalao mifaninana. Nampiharina avy […]
TARATRY ny KANTO
Amin’izao fialantsasatry ny mpianatra izao : hovelomina etsy amin’ny Alliance Française Antananarivo (Andavamamba) ny «Disney». I Odon sy Ilaina ary i Kanto no haneho izany miaraka amin’ireo ankizy ho tonga eny an-toerana. Seho hotanterahina ny 22 jolay izao, manomboka amin’ny 2 oa tolakandro. Hisongadina amin’izany ireo hira tian’ny ankizy na […]




