Mois : juillet 2023

Rugby – XXL Top 20: Fantatra avokoa ireo hiatrika ny manasa-dalana

Tontosa omaly, teny amin’ny kianja Makis Andohata­penaka, ireo lalao ampahefa-dalana efatra, hiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja rugby “XXL Top 20”. Fantatra avokoa ireo ekipa efatra tafita amin’ny manasa-dalana dia ny FTM Manjakaray, ny Cosfa ny Uscar ary ny 3FB. Nivoaka sempotra ny Uscar vao nandresy ny TFA, tamin’ny isa […]

Handball – IHF Trophy: hatao any Côte d’Ivoire ny fifaninanana

Hotanterahina ny 8 hatramin’ny 12 aogositra ho avy izao, any Abidjan Côte d’Ivoire, ny dingana famaranana amin’ny IHF Trophy kaontinantaly, taranja handball, ho an’ny sokajy zandriny. Samy mandray anjara amin’izany avokoa ny sokajy vehivavy « cadette » sy « junior ». Hiady izay ho lohany ato amin’ny kaontinanta afrikanina ny solon-tena avy amin’ny faritra […]

“Camp d’élites”: Malagasy vehivavy mpilalao 6 hisitraka fiofanana matihanina

Mihamafy ny fiaraha-miasan’i Madagasikara amin’ny NBA. Mpilalao basikety vehivavy malagasy miisa 6 hiatrika “Camp d’elites”, amin’ity volana jolay ity. Fiofanana matihanina hiarahana amin’ny NBA no hositrahan’izy 6 mirahavavy, ho fampiroboroboana ny basikety sokajy vehivavy malagasy. Karazana “Camp d’élites” 4 any Afrika Atsimo sy any Etazonia ity fiofanana ity. Mpi­lalao 3 […]

SOMBIM-BAOVAO

Mbola hisy fifaninanana, hataon’ny federasiona malagasin’ny atletisma hifantenana farany ireo hiatrika ny lalaon’ny Nosy. Tsiahivina fa efa nisy ireo voatsonga mialoha, taorian’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, natao tetsy Mahamasina, ny 30 jona ka hatramin’ny 2 jolay lasa teo. Notanterahina teny amin’ny kianja Makis Andohatapenaka, afakomaly, ny andro faharoa, hiadiana […]