Nifarana omaly, ny fifaninanam-pirenena Orange Pro League (OPL), ho an’ny taona 2023. Nambaran- dRakotoarimanana Henintsoa, filohan’ny CFEM, teny Mahamasina fa mety hatao vondrona iray ity fifaninanana ity, mba hahafahan’ny klioba rehetra mifanandrina. Araka izany, tsy misy intsony ny vondrona avaratra sy atsimo. Marihina fa mbola hisy ny fivoriana mahakasika izany, ataon’ireo klioba […]
Mois : juillet 2023
Kitra malagasy : Tompondakan’ny Opl taona 2023 ny Fosa Junior
Nahazo ny amboaran’ny Opl ny ekipan’ny Fosa Junior Boeny. Tsy afa-bela tamin’izy ireo ny AS Fanalamanga Alaotra Mangoro. Nisaraka tamin’ny isa 1 no ho 0 ny ekipa roa tonta. Norombahan’ny ekipan’ny Fosa Junior Fc ny vola mitentina 15 tapitrisa ariary. Izy ireo no solontenan’i Madagasikara amin’ny fifaninanana Afrikanina C1. Lavon’ny […]
TARATRY ny KANTO
Hitohy ny fampitiavana ny teatra. Fahombiazana indray ny seho natolotry ny tropy Jeannette, tetsy amin’ny Tranompokonolona Analakely, ny sabotsy teo. Natokan’ny tropy ho an’ireo mpianatra ilay piesy klasika “HM”, nosoratan-dRakoto de Monplaisir. Nivoaka ny sabotsy teo ny “Misia”, rakikira faharoan’i Reko Band. Nisy ny seho manokana tetsy amin’ny La City […]
Tamberina an-kira : ho tafaraka indray i Njila sy i Poopy
40 taona lasa izay! Toa ny vao omaly ho an’ny nanaraka hatrizay, ny nampiakaran’i Njila an-tsehatra ny tovovavy iray, manam-peo miavaka. Nitondra ainga vao ho an’ny tarika Njila i Poopy. Nanosika an’i Poopy nankany amin’ny laza koa izany. 40 taona aty aoriana, mbola ao anatin’ny lazany izy, ka rariny raha […]
60 taona tanaty mozika : nanome voninahitra an’i Fanja A. ireo tanora
«Maman», hoy ny fiantson’ireo tanora mpanakanto akaiky azy. Mahafehy zavatra marobe izay, raha ny fifandraisan’i Fanja Andriamanantena amin’ireo mpanakanto zandriny sy zanany mihitsy aza. Fanomezam-boninahitra ny voalohany indrindra, satria tsy misoritra amin’ny kanton’ity andrarezin’ny mozika ity akory, na dia efa 60 taona aza ny mozikany. Tsy seho fanamarihana tsingerintaona fotsiny, […]




