Ambohipihaonan’ny mpahay kanto, ny eny amin’ny Hakanto Contemporary, manomboka anio. Malagasy sy vahiny mpahay kanto, samy manana ny maha izy azy no hampiranty. Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy ny asabotsy 8 jolay 2023, teny amin’ny Hakanto Contemporary, Ankadimbahoaka, ny fampirantiana «Lamba forever”. Fampirantiana karakarain’ity ivontoerana ara-kolontsaina ity, miaraka amin’ny fiaraha-miasa amin’ny […]
Mois : juillet 2023
FANTINA sy FINTINA
Hivoaka amin’ny 20 jolay ny rejisitra nasionaly taorian’ny nifaran’ny fe-potoana nahafahan’ny olompirenena manamarina farany ny anarany tao anaty lisi-pifidianana. Miditra amin’ny fampiakarana ny lisitra sy ny takelaka fanisana eny foibe informatika eny anivon’ny distrika ny rantsamangaikan’ny Ceni avy eny amin’ny fokontany, ankehitriny. “Hiara-miasa ny ady amin’ny kolikoly. Asa vadi-drano, tsy […]
Antoko Fiombonana ; “Takinay ho andro alahady ny fifidianana”
Namoaka fanambarana ny eo anivon’ny antoko Fiombonana, ny faran’ny herinandro teo. “Takinay ny hanaovana ny fifidianana ho andro alahady”, hoy izy ireo, tamin’ny alalan’ny filohany, Ralison Jocelyn Abel. Antony ny hampavitrika ny mpifidy sy haha ara-dalàna izay ho voafidy, ary iaraha- manaiky ny vokatra. Tsy ho very maina rahateo ny […]
Ronono an-tavo
Tsy fasian-dronono ny tavy. Ny ronono tsy fanao an-tavy. Ronono an-tavo no marina. Tavo, nahazoana ny tavoara, voatavo, tavo(a)hangy… Zava-miafina na afenina ny ronono an-tavo: manodoka, mamitaka. Mety ho lainga fotsiny izao aza… Misy tanjona kendrena amin’ny ronono an-tavo. Na ankolaka io na mivantana. Ny resaka sy ny kabary […]
Rajaonarimampianina Hery: ho kandidà filohan’ny Repoblika raha feno ny fepetra
Vonona ny hifampitana amin’ny kandidà hafa ho filohan’ny Repoblika, ny mpanorina ny antoko HVM. “Nahavita be isika”, hoy Rajaonarimampianina Hery. Nihaona tamin’ireo mpomba azy teny an-tanindrazany, eny Sabotsy Namehana, ny sabotsy teo, ny filoha teo aloha, Rajaonarimampianina Hery. Nambarany tamin’izany ny heviny, manoloana ny raharaham-pirenena. “Misy antony matoa miverina an-tanindrazana […]




