Hiady ny amboaraben’ny “Orange Pro League” (OPL), taranja baolina kitra, ny Fosa Junior Boeny sy ny AS Fanalamanga Alaotra Mangoro. Ekipa roa avy ao amin’ny vondrona avaratra, ary efa mifankazatra tsara. Hotanterahina ny alahady ho avy izao, amin’ny 2 ora tolakandro, etsy Mahamasina, ny lalao famaranana ny fifaninanam-pirenena “Orange Pro […]
Mois : juillet 2023
VAOVAO TAMBATRA
Tafavoaka tao amin’ny toeram-pitrandrahana ihany ny mpiasan’ny orinasa QMM. Afaka namonjy ny fianakaviany izy ireo, rehefa nihitsoka tao am-piasana nandritra ny andro maromaro. Laharam-pahamehana ho an’ny QMM hatrany ny fifampidinihana amin’ny ankolafy samihafa satria izay ihany no ahitana vahaolana, mba hisian’ny fandrosoan’ny toekarena, sosialy ary ny asa. Nihena ny vidin’ny […]
Madagasikara sy ny UE : nohamafisina ny fiaraha-miasa amin’ny fampiasana ny volam-panjakana
Natao sonia ny faha-30 jona lasa teo ny fifanarahana eo amin’i Madagasikara sy ny Vondrona eropeanina. Mifantoka amin’ny fanamafisana ny fiaraha-miasa eo ami’ny fampiasana ny volam-panjakana izany. Tanjona ny hametrahana lasitra mikasika ny fitantanana. Hita ao ny fepetra amin’ny fampiasana izany sy ny fifampiraharahana eto amin’ny firenena sy ny mpiara-miombon’antoka. […]
Toliara II : niombom-po ny mponina any Benetsy
Niverina ny fitoniana ! Tanàna nisian’ny fifandirana sy ny korontana foana tany Benetsy, Toliara II, hatramin’ny vanim-potoanan’ny fanjanahantany. Niova anefa izany, satria nilamina tanteraka ny fankalazana ny fetim-pirenena, natao ny 27 jona teo. Mahay miara-monina ankehitriny ny foko Masikoro any amin’ny fokontany Benetsy sy ny any Ampototse, na misy aza ny […]
Olan’ny jono: miara-miasa amin’ny nosy manodidina i Magadasikara
Anisan’ny firenena manana olana amin’ny seha-pihariana jono i Madagasikara. Tsy maintsy miara-miasa amin’ny firenen-kafa ny famahana izany. Nanomboka omaly ary hatao mandritra ny roa andro, etsy amin’ny Carlton Anosy, ny fivoriana faha-12, « Unité régionale de coordination élargie (URCE) du Plan régional de surveillance des pêches (PRSP) ». Voaresaka amin’izany ny olana […]




