Mois : juillet 2023

INDRAY MIJERY

Tsy azo ampiasaina amin’ny lalam-pirenena ny Bajaj, araka any fampahatsiahivan’ny minisiteran’ny fitaterana, afakomaly. Voarara tanteraka ny fandehanany ivelan’ ny tanàna sy eny amin’ny lalana maro mpivezivezy ary ny lalana fandehanana haingana. Tsy miohatra ny 40km ny hafainganam-pandeha na any an-tanàna aza. Tsy mety mandray ny vola vy 50 Ar intsony […]

INSPC Mahamasina : misokatra ny lalam-piofanana efatra vaovao

Tafiditra ao anatin’ny fanamarihana ny faha-20 taonan’ny Institut National de Santé Publique et Communautaire (INSPC) Mahamasina ny fanitarana ny lalam-piofanana. Hisokatra ny économie de la santé, médecine de travail, ny ingénierie biomédicale ary ny ingénierie informatique médicale. Nanambara izany ny taleny, Hanitriniala Sahondra­nirina, omaly. Hanofanana manam-pahaizana manokana hikojakoja ny fitaovana […]

Tambazotra vehivavy mpanjono: 8500 ny mpikambana manerana ny Nosy

Mahatratra 8500 ny isan’ny vehivavy mpanjono mivondrona anaty fikambanana manerana ny Nosy. Avy amin’ny faritra Atsimo Andrefana avokoa ny 70 %. Ny volana oktobra 2018 no niorina ny sampana Atsimo Andrefan’ny Tambazotra nasionaly vehivavy mpikirakira harena anaty ranomamy sy ranomasina eto Madagasikara. Ahitana izany ny faritra 13. Tanjona ny hanatsarana […]

Seces- Antananarivo : manome fe-potoana ny fanjakana hatramin’ny zoma

Nivory ny mpikambana ao amin’ny sendikàn’ny mpampianatra mpikaroka ( Seces) , sampana Antananarivo, omaly. Tapaka fa homena hatramin’ny zoma ny fanjakana hijery ny fitakiana Manana telo andro ny fanjakana hamahana ny olan’ny mpampianatra mpikaroka, araka ny fivorian’ny Seces, sampana Antananarivo, omaly. « Mbola ny ampahany kely amin’ny fangatahana voarakitra ao anatin’ny […]

TARATRY ny KANTO

Telma- « Lalaon’tsika », 11 ireo nahazo loka. Natolotra afakomaly, teny amin’ny foibe Telma Andraharo, ny loka goavana ho azy ireo. Anisan’izany ny “kit home baliaka” 500, finday Motorola sy Ipad 9, fahitalavitra lehibe… Nahazo nandray anjara tamin’ny “Lalaon’tsika” avokoa ny mpanjifa Telma rehetra manerana an’i Madagasikara, nandritra ny enina […]