Mois : juillet 2023

Trano fonenana: endriky ny elanelana eo amin’ny fari-piainana

Tsy manara-penitra ny ankamaroan’ny trano fonenana eto Madagasikara. Endriky ny fahantran’ny vahoaka maro anisa eto amin’ny firenena izany. Maro sy hita ny trano najorojoro, tsy misy fahazoan-dalana avy any amin’ny kaominina na firafitra avy amin’ny teknisianina, indrindra ny any ambanivohitra. Tsy misy ny fikojakojana ny trano. Misy ihany anefa ireo […]

FANTINA sy FINTINA

“Haverina ho vondrombahoaka itsinjaram-pahefana ny fokontany”, hoy ny mpitarika ny Mihavana Tour, Randrianasoloniaiko Siteny. Tsy maintsy haverina ny fifidianana ho lehibem-pokontany, izay efa tsy nisy nandritra ny 20 taona. Hanafainganana ny raharaham-panjakana sy ny filan’ny vahoaka no tanjona amin’izany. Nohelohin’ny holafitry ny mpanao gazety (OJM) ny herisetra natao tamin’ireo mpitrandaraka […]

Andrianainarivelo Hajo: “Voafitaka izahay fa tsy izao ilay fanovana”

Naneho hevitra momba ny raharaham-pirenena ny filoha nasionalin’ny antoko Mala­gasy miara-miainga, Andria­nainarivelo Hajo, omaly. Voa­resaka ny fifidianana sy ny nialany amin’izao fitondrana izao. Nambarany tamin’ny fandaharana, amin’ireo fahitala­vitra maromaro fa niala izy ireo. “Tsy noesorina fa nanapa-kevitra ny tsy handray anjara intsony na nisy fanomezan-toky homena toerana aza. Tsy nety […]

Mbola voageja

  Mihamazava tsikelikely ny raharaham-pirenena. Mibaribary fa mbola baikoin’ny mpiara-miasa vahiny i Madagasikara. Tsy afa-miala amin’ny vahohon’ny mpanohana teknika sy ara-bola. Tsy maintsy hisy ny fifidianana, araka ny tetiandro navoakan’ny vaomiera mahaleo tena momba ny fifidianana ireny. Efa misy ny ampaham-bola nentina niasa. Manom­boka hivoaka ihany koa ny famatsiana avy […]

Filoha Rajoelina : “Tsy hisy kaominina sy fokontany hadino”

Hiara-miasa amin’ny ben’ny Tanàna sy ny lehiben’ny fokontany ny filoha Rajoelina Andry, raha ny nambarany teny amin’ny CCI Ivato, omaly. ”Tsy hisy kaominina sy fokontany hadino”, hoy izy. “Teniko ombieny om­bieny ny hoe tsy hisy distrika hadino intsony. Nanaovana fotodrafitrasa avokoa ny distrika rehetra. Miditra amin’ny dingana goavana isika izao: […]