Niady tamin’ny fanapoizinana nahazo azy, zazavavy iray maty tao Ampatsinakoho, fokontany Betoafo, kaominina Vangaindrano , afakomaly. Avy nanjono teny an-dranomasina, nentin’ny renim-pianakaviana hatao sakafo ny karazan-trondro iray atao hoe Botala na Tsikoboriaky tao an-tokantranony, ao Ampatsinakoho, io trondro io. Manan-janaka telo mianadahy, niara-nihinana io trondro io izy ireo. Nataon’izy ireo […]
Mois : juillet 2023
Zava-mahadomelina : rongony 16 gony tra-tehaka
Saron’ny zandary ny rongony milanja 320 kg tao Ankazomahita, anatin’ny kaominina ambanivohitra Antsohihy, afakomaly. Nitondra roa gony avy ireo valo lahy no nifanehatra tampoka tamin’ny zandary. Nitotaly 16 ny gony nitondran’izy ireo ny rongony. Nahatazana ireo mpitandro filaminana nanao fisafoana, nirifatra nandositra ireo vantan-dehilahy. Nariany teo amin’ny sisin-dalana ireo entana. […]
Laza adina nivoaka alohan’ny fotoana: Olona 10 mahery voasambotra
Mivoatra hatrany ny fanadihadiana rehetra taorian’ny baiko hentitra nomen’ny filohan’ny Repoblika amin’ny hanenjehana ireo tompon’antoka tamin’ny fivoahan’ny laza adina Bakalorea mialoha ny fotoana. Olona 10 mahery indray voasambotra… Fantatra izao fa olona efa 10 mahery no indray voasambotra, voasaringotra ho anisan’ny tompon’antoka tamin’ity raharaha fivoahan’ny laza adina Bakalorea mialoha ny […]
Tir en l’air du 21 juillet 2023
Saveur Foie Gras : quand la tradition rencontre la passion
Qui ne connait pas Behenjy, la capitale du foie gras ? C’est l’incontournable escale pour ceux qui empruntent la RN7. Certains ont même pris l’habitude de s’arrêter dans cette commune rurale pour déguster un bon plat de riz accompagné généralement de foie gras ou de magret de canard, ou tout […]




