Mois : juillet 2023

FANTINA sy FINTINA

Hihaona amin’ireo “Diaspora” any Frantsa sy Eoropa ny filoha mpanorina ny Tim, Ravalomanana Marc, ny sabotsy izao. Hotanterahina ao Les Voiliers 6, route de loges St Germain izany. “Miantso antsika vonona sy tia tanindrazana hifanakalo hevitra”, hoy izy, omaly. Tsiahivina fa efa nanambara ny haha-kandidà azy amin’ny fifidianana filohan’ny Repoblika […]

Fitakian’ny mpiasan’ny Cnaps : nohelohin’ireo sendikà ny herisetra natao amin’ny mpitarika

Nohelohin’ireo sendika re­hetra, mivondrona eo anivon’ ny SSM ny herisetra nihatra tamin’ny mpitarika ny sendi­kan’ny mpiasan’ny Cnaps. “Nametraka fitoriana izahay ary nampitsahatra tanteraka ny asa aloha. Tsy azo ekena izany, tonga amin’ny famonoana tahaka izao ny hetsika fitakiana ny tsy tokony hanaovana tantely afa-drakotra ny volam-bahoaka ato aminay”, hoy ny […]

Loza… adina

  Laza adina mivoaka alohan’ny fotoana? Efa nahabe resaka tamin’ny fanadinana BEPC. Nidona ary nihatra amin’ny fanadinana bakalorea. Tantara be ny laza adina tantara sy jeografia. Aleo handeha ary ho hita eo ny fandaminana: famerenana ny fanadinana anio, fahazoan’ny mpiadina misafidy na hiatrika izany na tsia, izay isa tsara no […]

Fizakana zom-pirenena : mandrahona hidina an-dalambe ny RMDM

Nandrangaranga fidinana an-dalambe ny eo anivon’ny RMDM, manoloana ny fizakan’ny filohan’ny Repoblika zom-pirenena vahiny. Efa maka bahana amin’izany izy ireo. “Hanao fotoana iray tsy ho ela isika. Tsy maintsy hisy fivoriambe hifandresen-dahatra, satria samy Malagasy. Dingana voalohany izay”, hoy ny mpitondra tenin’ny RMDM, ny pasitera Edouard Tsara­hame, teny Bel’Air Ampan­drana, […]

TSELATRA

Niharan’ny fanendahana ny mpianatra iray avy nanao fanadinana bakalorea hamonjy fodiana eny Ankadindramamy, afakomaly hariva. Na dia efa nisy aza ny ezaka manokana nataon’ny mpitandro filaminana, mahita hirika foana ny mpanao ratsy. Nosintomin’ireo olon-dratsy teny aminy ny taratasy fahazoan-dalana hiatrehana fanadinana sy ny telefaonina. Nidoboka am-ponja vonjimaika, afakomaly, ny mpanafika […]