Tratra ny tanjona! Anisan’ireo seranam-piaramanidina afaka mandray sidina iraisam-pirenana i Toliara Ankoronga. Nankatoavin’ny Aviation Civile eto Madagasikara (ACM) sy ny iraisam-pirenena (OACI) ireo dingana rehetra voalazan’ny fenitra mifehy ny fifamoivoizana ana habakabaka. Nahazo ny taratasy manamarina ny maha seranam-piaramanidina iraisam-pirenena i Toliara, ny zoma teo. Natsangan’ny Aéroport de Madagascar (ADEMA) […]
Mois : août 2023
Angovo azo avy amin’ny masoandro : hamokatra herinaratra 6 000Mwh isan-taona
Hitondra tombontsoa betsaka ho an’ny Malagasy ilay tobim-pamokarana herinaratra azo avy amin’ny masoandro napetraka ao Toliara. Miavaka sady matanjaka izy ary handrakotra herinaratra amina kaominina maro any an-toerana. Mitohy hatrany ny fampiroboroboana ny fampiasana ny angovo azo avaozina eto Madagasikara. Notokanana ny sabotsy teo ny tobim-pamokarana herinaratra mandeha amin’ny herin’ny masoandro, […]
Kitra vehivavy – «Mondial 2023»: voahosotra ho tompondaka ny Furia Roja-Espagne
Nifarana omaly alahady, tao amin’ny kianja Stadium Sydney Australie, ny fiadiana ny ho tompondaka eran-tany, taranja baolina kitra, sokajy vehivavy. Voahosotra ho tompondaka ny Furia Roja, Espagne, rehefa nandresy ny Three Lions, Angleterre, tamin’ny isa tokana 1 no ho 0. Baolina tafiditr’i Olga Carmona, kapiteniny, teo amin’ny minitra faha-29. Voalohany […]
Rugby à VII lehilahy – Fifanintsanana (JO 2024): hidona voalohany amin’i Madagasikara i Tunisie
Hotanterahina ny 16 septambra ho avy izao, ao amin’ny kianja Harare Sport Club, ny fifanintsanana hiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja rugby lalaovina olona 7, sokajy lehilahy. Handray anjara amin’izany ny Makis de Madagascar. Raha ny fandaharam-potoana, hifanandrina voalohany amin-dry zalahy, i Tunisie. Ny elefantan’i Côte d’Ivoire ny lalao faharoa […]
DAKA AN-JORONY: misy tsy matoky tena
J-5 mialoha ny hanombohan’ny andiany faha-11 amin’ny lalaon’ny Nosy 2023, anio. Efa tonga eto Madagasikara ny afo manambara ny fisian’ny fihaonana iraisan’ireo firenena aty amin’ny ranomasimbe Indianina. Mitety ireo faritra samihafa ny afon’ny lalao ary andrasana eto an-drenivohitra, toerana hanatontosana ny fifaninanana amin’ny alakamisy ho avy izao, raha tsy misy […]




