Mahavelombolo ny any ifotony ny fisiana ozinina hanodinana ireo vokatra any aminy. Milina efatra no napetraka ao Toliara hisahana izany. Tonga any amin’ny faritra Atsimo Andrefana ny tetikasa “One district One Factory” (ODOF). Napetraka ao Toliara ny milina efatra mpanodim-bokatra hanampiana ireo vahoaka any an-toerana. Hanodina ireo vokatra mampalaza ny faritra toy […]
Mois : août 2023
Tselatra
Tazonina anaovana fanadihadiana eny Fiadanana i Riribe mpikambana ao amin’ny Rodoben’ny mpanohitra. Hatreto aloha tsy fantatra mazava izay anton’ny fisamborana azy fa mbola ao anatin’ny famotorana azy ny zandary. Kilan’ny afo vokatry ny tsy fahatomombanana teknika ny taksiborosy iray mampitohy an’Ambanja sy Antananarivo, omaly. 21 km tsy hidirana an’i Maevatanana, […]
Anosibe : jiolahy iray voasambotry ny SAG
Voasambotry ny polisy avy ao amin’ny SAG, teny Anosibe, omaly atoandro, ny jiolahy raindahiny amin’ny fanendahana. Nifanehatra tamin’ny polisy nanao fanamiana sivily ity jiolahy ity ka noraisim-potsiny rehefa avy nanendaka. Raikitra ny fifanenjehana ka tsy lasa lavitra izy dia tratra. Mbola hita tany aminy ny finday halatra avy nangalariny tamin’io fotoana […]
Ankazobe : mpaka an-keriny roa lavon’ny zandary
Nokarohina hatry ny ela. Rotiky ny bala ny dahalo roa lahy tao amin’ny distrikan’i Maevatanana, ny 19 aogositra teo. Raikitra ny fifampitifirana teo amin’ny andian-dahalo sy ny zandary tao amin’ny fokontany Anosipotaka, kaominina ambanivohitra Tsiafabositra. Ikoizana amin’ny halatra omby, mpandray anjara tamin’ny tranga fakana an-keriny tao Maevatanana, Ankazobe hatrany Anjozorobe […]
Fiara mpitatitra roa tra-doza: niampatrampatra ny faty, olona 20 namoy ny ainy
Sesilany ny lozam-piarakodia teny amin’ny lalam-pirenena, ny faran’ny herinandro teo. Olona 10 no fantatra fa indray namoy ny ainy raha sivy kosa naratra mafy. Io no vokatry ny lozam-piarakodia nitranga tao Marovoalavo Beforona, RN 2, Pk 155+900, omaly tamin’ny 4 ora folakandro. Taksiborosy hiakatra aty Antananarivo avy any Toamasina no […]




