Mois : août 2023

HVM : “Tokony hifampiresahana ny famoahana lisi-pifidianana”

“Mety marina ny ahiahin’ny Ceni hoe fanajana ny momba ny olona tsirairay avy, fanajana ny zon’olombelona. Mafy ny lalàna, saingy izay ny lalàna”, hoy ny mpandrindra nasiona­lin’ny antoko HVM, Rakotovao Rivo, ny faran’ny herinandro teo, ny amin’ny lalàna ahazo­an’ny olom-pirenena mijery ny lisi-pifidianana amin’ny fotoana rehetra. Tsy afa-manova lalàna ny […]

Mila milamina

  Ny fahantrana mahazaka maniraka? Mby an-tsaina ho azy amin’izany ny hoe anisan’ny mahatonga ny olona hanaotao foana ny fahantrana. Nefa eo koa ny fitiavan-tena, ny fitia te hanambe haingana sy tampoka. Izany no mampirongatra ny tsy fandriampahalemana etsy sy eroa amin’izao? Misy tonga amin’ny famonoana tsy ahoan-tsy ahoana, fakana […]

Filoha Rajoelina tao Toliara : «Mandroso isika ary mipaka eny ifotony izany»

Nifarana omaly, ny fitsidihan’ny filoha Rajoelina Andry ny tany Atsimo. Namaranany izany tao Toliara ny fitokanana fotodrafitrasa maromaro. Mipaka hatrany ifotony. Anisan’ny notokanana ny «Centrale solaire» ao Betsinjaka ka hisitraka izany ny tokantrano maherin’ ny 6 000. Toerana faharoa miavaka eto Afrika io teknolojia io ary ahafahana mitsitsy vola amin’ny vidin’ny […]

Jeneraly Tsaranazy Jean-Emile : “Tsy mahafa-po ny Arema ny fandaminana ny fifidianana”

“Tsy mahafa-po ny Arema ny fomba fandaminana ny fifidianana”, hoy ny mpikamban’ ny antoko Arema, ny jeneraly Tsaranazy Jean-Emile, mom­ba ny fiatrehana fifidianana. Misy fifangaroana amin’ny mpitondra ny mpikarakara fifidianana, ny HCC sy ny Ceni, ohatra. Tsy tokony hikarakara fifidianana koa ny olom-boatendry. Toy izany ny teny mi­tan’ny minisiteran’ny Atitany ny tokony […]

Paositra malagasy : hanohana ireo atleta hanao ny JIOI

Ministerana mpiahy ny taranja atletisma amin’ity lalaon’ny Nosy aty amin’ny ranomasimbe Indianina andiany faha-11 ity ny minisiteran’ ny Fampiroboroboana sy fanovàna ny haitao ara-kajy mirindra, ny paositra sy ny fifandraisan-davitra (MNDPT). Rantsa-mangaika ao anatin’ity MNDPT ny Paositra Malagasy. Nitondra ny anjara birikiny ho fanohana ireo atleta manodidina ny 80 isa […]