Mois : août 2023

Baolina kitra – JIOI 2023 : “Ekipa “ Favoris” ny Barea de Madagascar”, hoy i Fenosoa

Araka ny efa fantatra, omaly, i Seychelles sy i Maurice no miray vondrona “A” amintsika, amin’ity lalaon’ny Nosy 2023, izay hatao eto an-toerana ny 25 aogositra-3 septambra ho avy izao. “Azo antoka ny hi­voahan’ny Barea amin’ity vondrona ity. Isika no ekipa “favoris” ary tokony hifantoka amin’ izay ho mpifanandrina amin­tsika […]

SOMBIM-BAOVAO

Kitra D2 Nasionaly. Nisaraka ady sahala 1 no ho 1 ny FC Rouge Analamanga sy ny FCT Analavory Itasy. Lalao notanterahina omaly, tany Ambatondrazaka, izay tafiditra amin’ny andro fahatelon’ny fifanintsa­nana ity natao ity. Marihina fa tsy mbola nahazo fandresena mihitsy ny FC Rouge hatramin’izao. Nilaza Rakotomalala Marcel, filohan’ny Malagasy Rugby, […]

Lalaon’ny Nosy 2023 : vita ny antsapaka, raikitra ny fifaninanana

Vita omaly, tetsy amin’ny trano foiben’ny COJI (Comite d’Organisation des Jeux des Iles) Mahamasina, ny antsa­paka ho fizaram-bondrona ho an’ireo taranja iraisana, hifaninanana mandritra ny lalaon’ny Nosy, andiany faha-11. Raikitra ny fifaninanana! Taranja iraisana enina no nanaovana ny antsa­paka, nahitana ny basikety 3 x 3 sy ny 5 x 5, […]

Naiditra am-ponja : mpifankatia tratra nitsindrona « Cristal »

Natolotra ny fampanoavana omaly, naiditra am-ponja vonjimaika ireo mpifankatia (lehilahy 19 taona sy vehivavy 42 taona) tratra nitsindrona zava-mahadomelina mahery vaika « cristal Métamphétamine ». Nosamborin’ny polisin’ny Stup teny Soavimbahoaka, afakomaly, ireto mpifankatia ireto noho ny fidorohana sy fitsindronana zava-mahadomelina. Naharay fitarainana momba ny fisian’izy roa midoroka zava-mahadomelina ny polisin’ny Stup. Nidina […]