Tsy tokony hadinoin’ny ray aman-dreny fa misy antony avy amin’izy ireo ny tsy fahombiazan’ny zanany amin’ny fianarana. Eo, ohatra, ny fikorontanan-tsain’ny zaza vokatry ny ady lava eo amin’ny dada sy neny. Tsy fanaraha-maso ny fianaran’ny zanany fa variana mitady vola, tsy ampy ny fitaovam-pianarana, tsy manana fotoana hianarana any an-trano […]
Mois : août 2023
Fitantanana ny loza : navondrona ny tanora, ny fiarahamonina sivily
Nisy hetsika fanatanjahantena sy kolontsaina ary ara-piarahamonina natao hampivondronana ny tanora sy ny firaisamonim-pirenena. Misy fikambanam-behivavy maro isan-tsokajiny. Nampiana fanentanana hifanomezana tanana sy hampandraisana anjara ny tsirairay amin’ny andraikitra eny ifotony mikasika ny fiarenana taorian’ny fandalovan’ireo rivodoza nifanesy tamin’ny taom-pahavaratra 2021 ka hatramin’ny 2023 ny hetsika rehetra. Tanjon’ny fikarakarana ny […]
Ankizy sambany hiditra an-tsekoly : “Mila fanomanana ara-tsaina mialoha”
Miantoka ny fahombiazan’ny taom-pianarana ampian’ny fitiavan’ny ray aman-dreny ny vaninandro fidirana. Mitondra torohevitra ny mpanolotsaina pedagojika. “Mila fanomanana ara-tsaina ny fidiran’ny mpianatra sambany handia sekoly”, hoy ny mpanolotsaina pedagojika sady “psychothérapeute”, Rasoanindrina Marguerite, omaly. 6 taona no tokony hiditra hianatra ny zaza fa fanazarana sy famohazana ny vavahadintsaina ny alohan’izay. […]
TARATRY ny KANTO
« Ratsimilaho, roi des Betsimisaraka ». Ho hita eny amin’ny fivarotam-boky, manomboka ny faran’ny volana septambra 2023, ny boky « Ratsimilaho, roi des Betsimisaraka », notontosain’i Johary Ravaloson, niarahany niasa tamin’ny trano mpanonta boky Dodo vole sy ny Mary-des-ailes, teo amin’ny sary dokan’ny soratra. Atrikasa teatra ho an’ny Ankizy. Mifarana anio ny atrikasa teatra […]
Soratra sy tantara: miatrika fihaonambe ny Faribolana Sandratra
Tanterahina any Mahajanga ny fihaonambem-pirenen’ny Faribolana Sandratra. Zaikabe fahaenina, handinihana ny fiainam-pikambanana iray manontolo sady fampiraisana ny mpanoratra manerana ny Nosy, raha ny fanazavan’i Zo-Maminirina, mpikambana Faribolana Sandratra, sady mpandrindra ny sampana Antananarivo, teo aloha. Maro ny raharaha handraisana fanapahan-kevitra. Anisan’izany ny fanatsarana ny fiainam-pikambanana, ireo hetsika nasionaly sy ny […]




