Mois : août 2023

Fampitiavana ny jazz : naroso ny andiany faha-12 amin’ny « Jazz@tohatohabato”

Hetsika kolontsaina anisan’ny lehibe fanao isan-taona eto Madagasikara ny “Jazz@tohatohabato”. Hotontosaina tsy ho ela ny andiany faha-12. Raha ny volana oktobra hatrany no nahazatra ny mpitia jazz hatramin’izay. Ho an’ity andiany faha-12 ity, naroso izany. Ho­tanterahina eto an-drenivohitra sy ny manodidina, ny 9 aogositra ka hatramin’ny 13 aogositra izao ny […]

Vaovao tambatra

Nanomboka omaly ny atrikasa ho an’ny fahaiza-manao eo amin’ny fiompiana trondro, ao Antsirabe, tohanan’ny tetikasa GIZ-PADM. Atao izao ho famolavolana ny lasim-piofanana momba ny asa sy ny fahaiza-manao ho an’ny fiompiana trondro an-dobo. Anisan’ny mampihena ny taham-bokatra ny fiovaovan’ny toetr’andro. Nisy ny fandrafetana drafitrasa enti-manatsara sy manafaingana ny fanatanterahana ny […]

Hetsika “Fier Mada” : hahafahana manondram-bokatra any ivelany

Fotoan-dehibe iray mampivondrona ny mpisehatra amin’ny fambolena sy ny fiompiana avy amin’ny faritra 23 manerana ny Nosy ny hetsika “foire internationale de l’économie rurale de Madagascar” (Fier-Mada) andiany faha-24, atao eny amin’ny kianja Maki Andohatapenaka. Niavaka ny hetsika tamin’ity taona ity. “Olom-baovao avokoa ny 60%-n’ ireo mpandray anjara”, hoy ny […]

Hotsarain’ny tantara !

  Mitana ny sain’ny maro hatramin’izao ny fifaninanana iraisam-pirenena ka manasongadina ny Malagasy. Mahavelombolo ery ny mahita ny ezaka vitan’ny tanora. Mahavariana anefa, misy foana ny volo mpanoha randrana. Raha misy ny fahombiazana, tsy miala lavitra eo ny mpanatsatso. Rehefa tsy sakaizan’ny mpandresy dia ory hava-manana ny olona sasany. Inona […]