“Misy ny fitenenana hoe tsy misy fampandrosoana vanona, raha tsy misy ny fanaovana drafitra maro samihafa.” Io no fanazavan’ny minisitry ny Atitany sy ny fitsinjaram-pahefana, i Tokely Justin, tany Bealanana, faritra Sofia, afakomaly, tamin’ny fanombohana ofisialy ny famolavolana drafitra fanajariana ny kaominina amin’ny fametrahana ny fitsinjaram-pahefana miabo. Zava-dehibe amin’ny fitsinjaram-pahefana izany, fa […]
Mois : août 2023
Razafindradiaso Josia Francklin: “Fahavitan’ny lalana no vahaolam-piainana ao Marolambo”
Tsy misy distrika hadino amin’ny fampandrosoana? Na tany lavitra fanjakana foibe… Maro olana i Marolambo: delestazy, vidim-piaianana…. Fahavitan’ny lalana no vahaolam-piainana, raha ny nambaran-dRazafindradiaso Josia Francklin. Fanehoam-pijery… “Ny fahavitan’ny lalana no heverin’ny mponina fa vahaolana amin’ny fiainana ankapobeny. Raha vita ny lalana, mihena ny vidim-piainana. Mampisokatra kokoa ny fomba fijerin’ny […]
Fitantanana ny OMDA : nanao antso avo ny mpanakanto sasany
Nanatanteraka valandresaka ho an’ny mpanao gazety, teny amin’ny Jao’s Pub Ambohipo, ny mpanakanto maromaro, omaly. Ny mahakasika ny fitantanana ny Office Malgache du Droit d’Auteur (OMDA) no noresahin’izy ireo tamin’izany. Nisy koa ny fangatahana maromaro nataon’ireto mpanakanto ireto, anisan’izany ny fandaniana ny lalàna mikasika ny OMDA. “Tsy manohitra an’iza an’iza […]
TARATRY ny KANTO
Sarotra, hono, ny mamaritra ny atao hoe « kanto » ! Andram-pamaritana hita ao anatin’ny boky «Valihan’Ikaky», nivoaka ny taona 2019, nilaza fa : «Rehefa tsy manimba na mamotika na manova ny soatoavina ny «zavatra» iray, dia izay no atao hoe zavakanto. Noho izany, tokony hahay ny soatoavina, fomba amam-panao, […]
Frankôfônia zavakanto: ho fantatra ny ankamaroan’ny vokatra
Miandry ny vokatra… Tontosa omaly, ny fanomanana ho an’ireo mpanakanto nifaninana anatin’ny sokajy saripika, sokitra ary hosodoko, anatin’ny lalaon’ny Frankôfônia andiany fahasivy, any Kinshasa, RDC. Na teo aza ny fahataran’ny fitaovana nampanantenain’ny komity mpikarakara, tratran’i Richianny Ratovo ihany ny sanganasa nataony taty an-toerana. Toraka izany koa ny an’i Fitiavana Ratovo […]




