Mois : août 2023

Elections libres et transparentes: la mission de la Sadc s’achève sur une note positive

La mission d’évaluation du Conseil consultatif électoral de la Sadc (Seac), s’achève sur une note positive. Néanmoins, un appel a été lancé pour que les processus soient conformes aux principes et lignes directrices de la Sadc. Les résultats de la con­sultation des parties prenantes aux élections présidentielles, menée par le […]

Handball – Lalaon’ny Nosy (JIOI 2023) : mpanazatra ny Chateau Morange no mitantana ny Akio lehilahy

Efa ao anatin’ny tsipika farany amin’ny fanomanana ny lalaon’ny Nosy, ny federasiona malagasin’ny handball, amin’izao fotoana izao. Mitohy eny Vontovorona ny fampivondronana ireo mpilalao 23, lahy sy vavy, voafantina mialoha. Andrianaivo Mickael, ilay Malagasy monina atsy La Réunion, manazatra ny Cha­teau Morange, no mitantana ny Akio, lehilahy. Ankoatra izay, nambaran’ny […]

SOMBIM-BAOVAO

Lomano. Manoman-tena any Toamasina, amin’izao fotoana izao, ny ekipam-pirenena malagasy hiatrika ny lalaon’ny Nosy, ho an’ny taranja lomano. Efa herinandro izy ireo izay no nanomboka ny fampivondronana tao amin’ny dobo filomanosan’ny CRJS Toa­masina. Hiverina eto Antananarivo ireo mpilomano, mialohan’ny talata 8 aogositra izao. Kitra Mondial, vehivavy. Nomontsanin’i Japon, tamin’ny isa […]