Mois : août 2023

Halatra fiara sy fikasana hamono olona : voasambotra ireo 3 mianadahy tompon’antoka

Tra-tehaky ny polisy eo anivon’ny BC4 ny telo mianadahy, tompon’antoka tamin’ny halatra fiara sy fikasana hamono olona, ny faran’ny herinandro lasa teo. Nikasa hivarotra ny fiarany ny renim-pianakaviana iray avy eto Antananarivo. Nilaza ho na­hi­ta mpividy ny zaobaviny ka atao any Ambatofotsy na Imerinkasinina ny fanandramana ny fiara. Tsy nanaiky […]

Fanafihana : jiolahy roa maty voatifitra

Raikitra ny fifampitifirana, maty ny jiolahy roa lahy tao Toliara Renivohitra, afakomaly. Nitondra basy vita tanana, nanafika tao amin’ny Sanfil Toliara ny olon-dratsy telo lahy, ny harivan’ny alahady 30 jolay teo. Renim-pianakaviana 64 taona no voatafika. Naratra noho ny daroka io ramatoa io. Naharay antso avy hatrany ny lehiben’ny polisy […]