Maika ny fanarenana ny lalam-pirenena eto amintsika. Anisan’izany ny RN 2 izay tsy maintsy arindra ny fifamoivoizana satria maro ny fiara mivezivezy aminy. Miisa roa ny orinasa manao ny asa fanarenana ny lalam-pirenena faharoa (RN 2). Nisy fivoriana notarihin’ny minisitry ny Fitaterana sy ny famantarana ny toetr’andro, Ramonjavelo Valéry, niaraka […]
Mois : août 2023
TARATRY ny KANTO
Mahatratra 16km ny tahiry ao amin’ny Arsivam-pirenena malagasy etsy Tsaralalana. Taratasy nifanaovana teo anivon’ny fanjakana efa tany amin’ny taona 1878 no voatahiry ao. Mbola ireo Sakaizam-bohitra tao anatin’ny Imerina enin-toko no nikarakara ireny taratasy ireny. Teo anatrehany no nanoratana ny zaza teraka, ny maty, ny fifanekena ifanaovan’ny olona, sns. Tontosa […]
Lalaon’ny Frankôfônia- Literatiora : miandry valim-pitsarana i Narda Natioranomena
Samy miezaka hanome ny kanto indrindra avy aminy ireo Malagasy mpanakanto mifaninana amin’ny lalaon’ny Frankôfônia. Anisan’ireny ny mpanoratra sady poeta Narda Natioranomena, izay manam-bintana handrombaka medaly. Niatrika ireo mpitsara, omaly, ity solontena malagasy eo amin’ny sokajy literatiora ity. “Monsieur Stylo” no sanganasa novakiany teo anoloan’ny mpitsara sy ireo mpanoratra namany […]
Arsivam-pirenena – Unesco : 14 taona ao anatin’ny « Mémoire du Monde » ny « Archives Royales »
Anisan’ny fototra lehibe hamantarana ny momba ny olona na fiarahamonina na firenena iray ny fananana arsiva na tahiry. Ho an’ny Unesco, efa misy ny « Mémoire du Monde ». Ho an’i Madagasikara, efa tafiditra ao ny « Archives Royales ». 31 jolay 2009 – 31 jolay 2023. 14 taona omaly, ny naha voasoratra ny « Archives Royales » […]
Tontolo iainana : asa mahavelona ny fambolena zanakazo
Miroborobo ary ahitana toerana fikarakarana zanakazo avokoa ny faritra sy ny toerana maro eto Madagasikara. Anatin’ny fotoana famafazana tanteraka ny mpanao izany, amin’izao fotoana izao. “Mahavelona tsara ny asa fambolena zanakazo raha manao tsara ny asany ireo mpisehatra amin’izany ary tsy misy ny hala tahaka ataon’ny sasany”, hoy ny mpitam-bolan’ny […]




